Inona no fomba ho entina miady manoloana ny

1. Frv ( 16/08/2009 02:10)
Misaotra anareo zay afaka mampianatra na manome torohevitra aho momba ny olana misy eo @ Pc izay ampiasako fa tsy misokatra malaky ilay izy fa lasa miadana be, 15 na eo @ 20mn vao mandeha, Windows XP SP2 ilay izy.
2. xxx ( 26/08/2009 23:52)
15 na eo @ 20mn vao mandeha

8O :^)

Démarrer-Executer : msconfig
- onglet Services
Coche ny "hide Microsoft services"
Disable daholo ny sisa
- onglet Demarrage
disable daholo koa
OK
Reboot
Scan complet : Adware/Virus/...
3. Frv ( 20/09/2009 08:38)
Misaotra anao namaly ny antso ary mialatsiny ra-zao vao namaly satria tsy de afaka manao internet matetika, fa ra-tsy mahadiso de inona le hoe "disable" azafady fa vao manomboka ny tenanay. Dia misaotra anao indray nahafoy fotoana namaly ampitiavana.
4. LibrePenseur ( 06/10/2009 11:53)
Tsy atao, na tsy alefa, na tsy aseho, na tsy avela hiasa ny dikan'ilay hoe "disable", raha amin'ny fiteny frantsay izy dia "désactivé"

mazotoa

http://guide-volavita.com
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3969