mis camera caché any fa rah azoko de alefako eto !

1. swann ( 14/08/2009 15:35)
izy io dia sary misy andravalomanana mitomany be rehefa vita le fivoriana fihaonana nataondry zalahy iny ,sady mitaraina be izy mangataka fanohanana amin'ny rehetraretra no mbola manao tamby vola sy harempirenena ho an'izay sahy hanampy azy ,sady manarakaraka olona etsy sy eroa milelaka mampalaelo ,

dia ahoana r'ingahy Hery lehibe azoko alefa eto ve zay video zay ? raha vao tsy mamaly ao anatin'ny 48heurs ngahy de alefako le izy satria manaiky matoa tsy miteny zany , de aza mifanarakaraka ! d'acc an ?

amin'ny lundi maraina aho mandefa anzay rehefa tsy mamaly i Hery ,



novalian'i dadabe ny 18/08/2009 15:42
2. terrywui ( 14/08/2009 15:42)
alefaso lety rehefa mbola mihanahana any lery a! sady refa tsy namaly otrizay lery innnn tson no anotaniana azy any fa alefaso ,, alao ho afabaraka any ny dadany !! be konetaka ny dadany nefa milaza fa mafy be otrn'ny penguin sy pikatti iany fa rehefa apoaka kely de malaky mitaraina any amin'i hery any ,, de lery kou amzay de mpiasa be tsy mahalala zay atsimo sy avaratra fa de ny hanala ps iany no masaka andohany sady bonaika be !! ha ha ha !!nef ry lereo no ts mahay miaina ka ref arefotra de be taraina b any am hery any oe :: ZAHAY ANE RY HERY KA OMPAIN I ANDRYWUI NA TERRYWUI NA ESSERA NA OUIANDRY NA BAZYLOU E !! de i Bodyguard no manao ny operation PS tsy ampisainana avy eo ,, ha ha ha !! mapmé b le tantara
3. xxx ( 14/08/2009 16:07)
Ny marary aina ihany ho'aho no mivovo ohatran'ny alika.
Adiky ny alika.
4. terrywui ( 14/08/2009 16:14)
alefaso lety rehefa mbola mihanahana any lery a! sady refa tsy namaly otrizay lery innnn tson no anotaniana azy any fa alefaso ,, alao ho afabaraka any ny dadany !! be konetaka ny dadany nefa milaza fa mafy be otrn'ny penguin sy pikatti iany fa rehefa apoaka kely de malaky mitaraina any amin'i hery any ,, de lery kou amzay de mpiasa be tsy mahalala zay atsimo sy avaratra fa de ny hanala ps iany no masaka andohany sady bonaika be !! ha ha ha !!nef ry lereo no ts mahay miaina ka ref arefotra de be taraina b any am hery any oe :: ZAHAY ANE RY HERY KA OMPAIN I ANDRYWUI NA TERRYWUI NA ESSERA NA OUIANDRY NA BAZYLOU E !! de i Bodyguard no manao ny operation PS tsy ampisainana avy eo ,, ha ha ha !! mapmé b le tantara
5. sapele ( 14/08/2009 16:21)
nitomany ny nenina ve aloha ny an'i dada sa toman'ny very seza e?raha mba manenina t@ alahelom-baoaka izy de tsy ilaina ny mandefa le sary fa raha mbola alahelon-tseza sy very jadona de mety mbola hitomany mihoatra noho izay aza izy.
6. Mirananirina ( 14/08/2009 16:54)
Matoa mitomany izy ,mety mbola nisy tgv nandrahona faha2 indray tany hoe raha miverina ialahy ,vitanay ny zananak'ialahy.tsy mahataitra ary tsy mahamenatra izany.
7. salegy ( 14/08/2009 17:16)
tomany mpifaliana i ny ka satria voafafa daholo ny heloka nomena azy nefa zavatra tsy nataony akory na izaho aza ve tsy hitomany @zany
8. sapele ( 14/08/2009 17:26)
famonoana olona ve de tsy heloka,,?sa voavidin'ny volany ireny ran'olona marobe ireny,,?ny mpanao ratsy sy ny mpamono olona dia tsy mba mendrika handova voninahitra!
9. xxx ( 14/08/2009 19:52)
Tsy namono olona izany izy é,namono olona ve izy mbola ho eken'ny communauté internationale ho prezida ,enao no namono biby tsy nahafaty ka hifoteran'ny rambony,dia mivovo eto ,wa wawa, sary efa ta^@taonjato fahagola indray izao no hasehon'i tery saina dia hapiesona o ,tsy halefa raha tsy sary naboarina 2 fa hampiesona lava eo!tsy mila miera raha zavatra tsy noforonina sao dia le sary tao @sobika indray ,aza mialona ihany oa ,fa mamorontsain-dratsy lava izao!
10. fijo ( 14/08/2009 20:09)
alefaso letsy hoitan'ny rehetra an
11. sapele ( 15/08/2009 05:25)
tsy fianakavianareo no maty de hainareo ny milaza fatsy namono izy,,,.Anatra ho an'ny mpamono vahoaka izao zava-misy izao,mbola ho adinina @nareo ny raany fa mandrasa!
12. terrywui ( 15/08/2009 09:00)
sapele a! ahoana letsy ho alefa v le sary ??

ary ahoana toko lets rahery a! to odianlah fannn fotsn l qst nay le !! alefa v sa ahoana ee,, courage toi mamaly ah amzay qst zay oa fa innnn ar ty !!!
13. kazzialy ( 15/08/2009 11:08)
alefaso zao de zao!
alefaso zao de zao!
alefaso zao de zao! :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
14. xxx ( 15/08/2009 11:19)
Alefaso fa miandry izahay.
Izahay tsy manao politika no sady tsy te hanao politika! JAMAIS DE LA VIE!
POLITIKA=LAINGA. efA NIANARANAY TENY ANKATSO IO!
Ry zareo be zesta fa mpanao politika eto dia ireo tsy misy asa fa manao baolina vaky fotsiny.

Asehoy ny marina dia ampy!

Tsy dadako na neniko fa olona mitady seza daholo ireo!


15. xxx ( 15/08/2009 14:39)
ry andrywui efa zatra ny manao loha mboto dia tia manao ulitmatum eto,dia izay foana,jereo ireo ps ireo fa lery daholo,mampalahelo lasy fiheren'ny marary saina sisa ny serasera,efa ela ireny no voadaka raha tany forum sasany ,saingy ilaina ihany le izy fa hiomezana eto
16. xxx ( 15/08/2009 15:10)
xxx:

ry andrywui efa zatra ny manao loha mboto dia tia manao ulitmatum eto,dia izay foana,jereo ireo ps ireo fa lery daholo,mampalahelo lasy fiheren'ny marary saina sisa ny serasera,efa ela ireny no voadaka raha tany forum sasany ,saingy ilaina ihany le izy fa hiomezana eto



zah tsy adrimachintrucbidule fa leo pol sy politika, ary indrindra izay manana anarana pol et compagnie kah! :-D :-D :-D
17. pikatti ( 15/08/2009 17:49)
Foza marina tony klé, mbola tsy vita foana ve le montage e :-D :-D :-D
18. dadabe ( 16/08/2009 08:17)
aiza izany sary izany ?? :lol:
19. vitamatavy ( 16/08/2009 09:32)
fika daholo izany bandy marary saina iny fa aza omena tsiny,
20. pikatti ( 16/08/2009 10:04)
xxx14
ry andrywui efa zatra ny manao loha mboto dia tia manao ulitmatum eto

kobon'ny ol ndray ny PS swann=ouiandry tena tsisy tototra lesy ny sain'elah ty zany klé :-D
aza omena tsiny marina less vitamatavy fa marary saina lery :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1715