VHV MISY FOZA /VHV MISY MORPION

1. xxx ( 14/08/2009 13:40)
Efa nisy vhv ve teto sendra izany misy foza izany
izany hoe te hanao rs foana
de efa nisy koa ve vhv teto nisy izany morpion izany de ahoana ny fisehony
2. tess ( 14/08/2009 13:43)
NY MORPION ANIE ka hao e! otran'ny olona misy hao ihany fa arokatra am tsy mahay maka arokatra no misy azy beurkkk
3. tess ( 14/08/2009 13:45)
tsy ny vavy ihany no mety misy morpion fa na ny lahy kou! oul be volom-B. no mora tratran'ireny makriko be alou ny mieritreritra anzany ....
4. tess ( 14/08/2009 13:46)
NY HOE MISY FOZA INDRAY DIA fomba fiteny fotsiny fa tsy hoe misy foza akour ao anaty kilaotiny ao :-P
5. Mirananirina ( 14/08/2009 16:31)
ny ahy aloha tsy misy volo foana hatrizay k tsy mba tratran'io aho.fa io toa hoe mifindra raha misy ny 1.
sao fozaorana izany ee :) :) :)
Io indray fomba fitenin'ny lhl aminy vhv rehefa te hanaratsy izy.Nefa tena misy koa ny vehivavy tia io,ary mitady isan'andro mihitsy ,iny indray efa aretina mihitsy.
6. Papoose ( 14/08/2009 18:18)
Efa nisy vhv ve teto sendra izany misy foza izany


mety hisy xxx bobaka be eo zao hitonontena!!! :D
7. ari.malala ( 17/08/2009 07:31)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
8. Papoose ( 17/08/2009 15:19)
saingy indry ry tapa-poza fa tsy nitonona izy h@ zao! :^)
9. Djhamhal ( 18/08/2009 07:40)
ny we foza de manaikitra ôtran'ny foza ny fikan'le vhv ! satria te hanao fôna izy ; zany we ôtran'ny manala hidihidy azy ny an'le lhl de ketohiny ôtran'ny foza miketoke reny fa tsy misy foza tafiditra any anaty slipo zany ; ny morpion de le voalazan'i tess teny ambony ary ny maha afaka azy dia esorina tanteraka ny volony ! atao coco raser miitsy an! de osorana alcol diovina tsara ! zany we ny fahadiovana no tena ilaina haha-afaka an'io ! dia mila mifidy olona tsara hanaovana firaisana !!
10. ari.malala ( 18/08/2009 08:27)
ouille! nga tena misy zany oul misy morpion zany? ndrekaky o! ko ts loza!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.391