Tena jiolahy ireto TGV ireto

1. rabaradaka ( 13/08/2009 08:01)
Jereo ange : Rehefa notanana roa andro teny amin’ny zandary eny Betongolo ny Filohan’ny fikambanana AV7 (fikambanan’ny olona tra-doza teny Ambohitsorohitra tamin’ny 7 febroary 2009 sady koa mpikambana TGV mafana fo), dia niakatra tao amin’ny Fampanoavana ao amin’ny Fitsarana Ambaratonga voalohany Anosy, mba halaina am-bavany amin’ny nahavoarohirohy azy ho saika hanafika ny ben’ny tanàna teny Sabotsy Namehana. Izany ve dadatoa no hitondra firenena. Tokony hisaina isika vahoaka e !
novalian'i fijo ny 13/08/2009 20:08
2. remahity ( 13/08/2009 08:26)
tais toi mec, tu comprends rien, mivolambola fahatany avao iha,

mila lazaina anao indray ve fa ny :

Ny Societe Juste tsy hoe anjely avokoa ny olona ao aminy,

fa kosa société mampihatra ny lalana, au niveau procédure sy sanction.


le mec il est gadé à vue à Betongolo pendant 2 jours

après auditionné auprès du tribunal de 1ère Instance anosy

KA INO KOA ILANAO, na AV7 izy na havana dia gadrainay lafa raty

donc ka mba mivolambola fahatany koahy lafa tsy ahay raha
3. bozyboleta ( 13/08/2009 09:44)
Ka efa hita fa tsy tafa intsony ny faty dia manararaotra faramparany e!

Miseho eny ihany ny maha-fanjakan-jiolahy ny faty.
4. Mirananirina ( 13/08/2009 11:02)
Izaho aloha efa nahalala hatrizay e,fa mahagaga no mbola hiarovan'ny sasany azy io foana,
5. Noue ( 13/08/2009 17:33)
bozyboleta:

Ka efa hita fa tsy tafa intsony ny faty dia manararaotra faramparany e!

Miseho eny ihany ny maha-fanjakan-jiolahy ny faty.
indrisy eee ! satria moa tsy maintsy zaraina ny gatô dia zay ee ! manararaotra aloha


6. fijo ( 13/08/2009 20:08)
rto aho mitovy hevitra amin'i remahity,efa mba misy fampiharana lalana izao.
ny tena tian'i baradaka lazaina ngamba ,dia hoe jereo ny fanararaotan'ny tgv;satria io olona io,dia nanararaotra fotsiny ny maha tgv azy dia nanao io toetra mamohehitra io,saingy hadinony,fa ef anisy sonia tany maputo,ary efa manomboka miova izoa ny fampiharana ny lalana,fa tsy le gaboraraka toa ny teo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5536