ny \"nous déclarons\" sy \"nous demandons\" no haharava ny tsena

1. ntss ( 12/08/2009 10:19)
Ny tena maharatsy be itony fifanarahana vita sonia itony dia ny tsy maintsy hanarahana antsakany sy andavany ny voarakitra ao anatiny. Raha sanatria nefa ka mahatsiaro ho maty antoka tampoka ny ankolafiny iray dia tsy afaka mihemotra intsony ka lasa manao \"incitation à la guerre civile\" amin\'ny fandrangitana na ny vahoaka miaraka aminy na ny vahoaka tsy mitovy hevitra aminy.

Ohatra:

- Ny ankolafy Ravalomanana dia milalao ny tsy mbola mahavoantendry ofisialy an\'i Andry Rajoelina ho filohan\'ny Tetezamita vaovao mba handrangitana ny mpifanandrina aminy, fantatry ny be sy ny maro nefa fa tsy hanaiky na oviana na oviana i Andry raha tsy izy ihany no ho Filoha eo.
- Ny ankolafy Andry Rajoelina dia milalao ny Amnistie an\'i Ravalomanana satria ny \"nous demandons\" dia apetraka eo anatrehan\'ny Parlemantan\'ny Tetezamita ka ireo no hamoaka ny lalanan\'ny Amnisitie sy ny lisitry ny olona mahazo na tsy mahazo izany araka ny satan\'ny Amnisitie iraisam-pirenena.

Tsarovy nefa fa ny fihetsika toy izany no nahatonga ny ady an-trano tany:
- Rwanda izay nahafatesana olona anetsiny
- Cote d\'Ivoire izay mbola tsy milamina hatramin\'izao.

Tsy mila mpaminany ny maminavina ny ho tohin\'ity raharaha ity sa ahoana hoy ianareo?


novalian'i fijo ny 12/08/2009 20:42
2. pikatti ( 12/08/2009 11:14)
Tsarovy nefa fa ny fihetsika toy izany no nahatonga ny ady an-trano tany:
- Rwanda izay nahafatesana olona anetsiny
- Cote d'Ivoire izay mbola tsy milamina hatramin'izao.

Plus compliquées lesy ny situations tany fa aza ampitahaina @ zany bainn a
Ny tena maharatsy be itony fifanarahana vita sonia itony dia ny tsy maintsy hanarahana antsakany sy andavany ny voarakitra ao anatiny

Hotran'ny poti-taratasy lesy reny refa tsy te halala fotsiny zao ny olona a,tadidio Dakar2 ,notsofin-dry R8 fotsiny zao
3. ntss ( 12/08/2009 11:54)
Tam ra8 tam 2002 ne lesy nisy an le députation 80% TIM tonga de nanaiky daolo ny Communauté International e! fa sika zao mbola lavitry ny fifidianana.
Sady refa mify maty firy mo vo hoe plus compliqué ny situation fa tsy aty amboalohany d'efa evitena zany rehetra zany?
4. Noue ( 12/08/2009 16:01)
ntss:

Ny tena maharatsy be itony fifanarahana vita sonia itony dia ny tsy maintsy hanarahana antsakany sy andavany ny voarakitra ao anatiny.
fa inona no maharatsy izany fifanarahana zany aloha ee ?? ka matoa nifanarahana dia tsy maintsy harahana zany kooo


5. fijo ( 12/08/2009 20:42)
le izy aloha tsy dia mazava e,nefa kosa mba ahazoana ny sonian'ny rehetra dia ioaloha no azo naroso,fa "ny esprit" ny fifanarahana no mila hajaina,ary izay no nahatonga ilay afrikanina nilaza hoe ry zareo no mitana ny fomba fandikana ilay izy,mba hialana amin'io samy mandika vilana io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6424