Aretinkoditra/mila fanampiana fa efa lany aiky

21. ari.malala ( 18/08/2009 09:47)
Ny an-dry ari-malala sy ni81,à chaque fois misy hevitra misokatra ara-pahasalamana ato anaty forum dia hoe manantona dokotera na spécialiste foana
ie, satria tsin ts mahay noho ny dokotera ny tena, sady ny toe-batana koa tsy mitovy. Raha fanafody mety amiko tsy hiety aminao, tsy voatery hiety @ ilay olona mangataka torohevitra. Ary ny moyen mora indrindra ahalalana izay fototr'aretina dia ny fakanesana any @ dokotera satria izy no nianatra manokana momba ny fitsaboana, mety hoe ampanaovina analyse na toy izany. Ny resaka eto dia resaka hoditra, saropady tokoa. Teneniko anao, fa nisy olona izay, nahita hoe mandina b ny hoditavan'ilay namany d nanontany hoe inona no ataonao @ hoditrao, ilay raika koa ts nahalala fa niteny hoe zao, hay kay nanandrana ilay nanontany, fa may ny tarehiny! ts zakan'ny hodiny ilay fanafody. Izay no antony ilazako foana hoe mandehana manatona dokotera, raha resaka hoditra d dermatologue, satria ny hoditra samy manana ny azy ary koa samy manana ny degré de tolérence @ resaka fanafody ny tsirairay.
22. lohataona ( 18/08/2009 12:52)
ari.malala:

Marina io, tsy specialiste momba ny hoditra anie ny aterineto eh! Dinika ny eto fa tsy vahaolana @rehetra akory, hevitra no homen'ny olona fa tsy consultation.
23. Ratoa ( 17/11/2009 18:26)
Ny "beurre de karité" koa dia menaka tena mety amin'ny vatana iray manontolo. Manomboka amin'ny volo ka hatramin'ny faladia vakivaky. Asa raha mety ahita ianao any amin'izay misy anao any fa sady menaka mampalefaka izy no mitsabo. Rehefa avy mandro iny ianao ny harviva dia hosory daholo ny tenanao; manomboka main'ny hodi-doha fa hisy fiovam-be.
Misy koa aza beurre de karité no menaka ahandahoany sakafo.
Menaka zavaboary tahaka ny diloilo koko izy io, mivaingana.
24. njakarakotoson ( 23/02/2017 16:39)
Za koa misy anio aretina mandreraka be io efa 5ans@ ty taona ity,eo @sisim bolo,andrina,tratra ary lamosina no voany dia raha mba efa sitrana enao @zao d mba omeo solution ko za fa lany aiky
25. athierryfabrice2017 ( 18/05/2017 05:31)
za ihany koa voan io fa ref nifady menaka be sy nisotro rano dia afaka fa mbol misy kely, fa le @ tarehy mbola misy tsy afaka a. ka mb mila torohevitra ra mba misy e. misaotra betsaka.
26. tolotrarft39 ( 13/07/2018 20:45)

Raleta:

Raleta:

soanja:

Ny fanafody hitako mety hanampy anao fa asa anefa na misy any amin'izay misy anao any dia ny fisotroana rano na mangosteen isanandro in-4 ny sotrokely maraina atoandro hariva. Io ranom-boakazo io dia notsihifina avy amin'ny hodiny ilay voankazo ao anatiny mihitsy.

Io dia mandio ny any anaty sy mitsabo ny aretin-koditra toy izany. Tsy eo no ho eo ny fiovana fa mety haharitra 6 mbolana vao mahita mangirana saingy tena mandaitra tokoa.

Raha te hahalala io fanafody io misimisy kokoa dia manorata manokana any amin'ny mail-ko dia tadiaviko ny toerana mety manakaiky anao indrindra mivarotra azy.

Mahaliana tokoa izany, mbola tsy fantatro aloha io fa mba ampio @ fitadiavana azy

Tsy haiko ny mailnao fa io ny ahy fidsonbe@yahoo.fr

27. tolotrarft39 ( 13/07/2018 20:45)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6319