Mba ahoana tokoa wa ny réaction GTT ???

1. essera ( 11/08/2009 06:10)
Mba fanontaniana kely mba manitikitika ny saiko ity hoe ahoana tokoa ny réaction-n'ny GTT am zao situation izao (Fifanarahan'izy efatra mitsam).
Io mantsy d aleo tsorina fa nifangaro b ny antokon'oul nisy nandritra ny crise :

1 - Pro-Ravalo
2 - Ara-dalàna
3 - Pro-tgv
4 - Anti-ravalo
Fa tao moa izany ny olona no nanao combinaison toy ny manao PMU. Asa raha azonareo ilay tiako ahatongavana.

Nisy hatram ity zavatra ity a : Combinaison de (1 + 2) toy ny lehiben'ny Antenimiera teo aloha izao mahay mitsambikina haingana dia haingana am fotoana hitany fa mahamety azy.

Hery a, mba andefaso an'ilay sary eo am ambassade malgache ao France raha mba mahita ianao fa izahay te hijery vidéo kely indray am zao nefa ohatran ts mahita ao am youtube.

novalian'i fijo ny 12/08/2009 21:41
2. Noue ( 11/08/2009 06:35)
taraiky koa elàh zany ry essera aa :-D :-D :-D :-D :-D :-D

[size=70]Position du collectif GTT suite aux accords de Maputo

Nous remercions toutes les instances qui ont Å“uvré pour une solution pacifique de sortie de crise à Madagascar.

A court terme, nous saluons la signature d'une charte dont le seul objectif doit étre de rendre possible une consultation électorale régulière et transparente dans les plus brefs délais.

Parce que nous défendons le droit de la population Malgache à la liberté, la justice et la démocratie. Nous restons attentifs à ce que les points suivants soient respectés:

*

l'arrét de toutes les exactions contre la population civile
*

la libération des otages,
*

la liberté d'expression,
*

la liberté de la presse,
*

la liberté de circuler librement,
*

la remise en place d'institutions garantissant les bases de la démocratie (législatif, exécutif, judiciaire),
*

l'instauration d'un véritable État de droit,
*

le retour du président Marc Ravalomanana, seul garant de la paix sociale à Madagascar.
[/size]

dia jereo ato less ny tohiny aa

http://gasytiatanindrazana.free.fr/index.php?option=com_content&view=article&id=167:communique-du-collectif-de-gtt-international&catid=1:fil-des-infos&Itemid=1
3. essera ( 11/08/2009 06:40)
Hitan'lah fa nilaza tsy anontaniana io texte io. GTT tsy hoe ara-dalàna fotsiny fa tim à 95% (le retour du président Marc Ravalomanana, seul garant de la paix sociale à Madagascar.)
Mety ts nahita tam tv+ elah ry Noue fa ny GTT ange ka biby fiaina e. Journaliste aza omeny ny teny ratsy vary raraka. Jereo tsara fa TIM mahery fihetsika ny tena fijeriko an'ireo fa tsy tena hoe légaliste izany.
4. fijo ( 12/08/2009 21:41)
izay no notakiana,fa amiko aloha,raha izao no mampilamina sy ahafahany milatsaka dia avelao aloha handeha amin'izao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0615