Avoaka daholo ny olona nosamborin'FAT(Y)

1. Noue ( 10/08/2009 12:40)
Liberez Manandafy

http://www.youtube.com/watch?v=fR0nU90hEIw&eurl=http%3A%2F%2Fgasytiatanindrazana.free.fr%2F&feature=player_embedded

Firaisankin'ny mouvance

http://www.youtube.com/watch?v=dg5iEVriTps&eurl=http%3A%2F%2Fgasytiatanindrazana.free.fr%2F&feature=player_embedded

ary ity ?

http://www.youtube.com/watch?v=eGPRiVoL4Xk&eurl=http%3A%2F%2Fgasytiatanindrazana.free.fr%2F&feature=player_embedded

novalian'i fijo ny 13/08/2009 21:07
2. xxx ( 10/08/2009 12:44)
Noue> ka ny lakilen'ny bara vy manidy an'izy ireo anie ka latsaka tao anaty ny farihin'i Mantasoa omaly alina dia tsy hita intsony e!
3. Noue ( 10/08/2009 12:48)
nisy nanao fanahiniana indray ve nandatsaka an'io tao ee ?? :-D :-D :-D :-D fa tsy maintsy hita io ka ! na solohina e !
4. xxx ( 10/08/2009 12:51)
lakile special sy gadana specail izany ilay ao ka dia asa izay ho atao?
5. vitamatavy ( 10/08/2009 12:52)
mba manao beso indray izany no adin'i charles sy voninahitsy mihira an le zanahary o tahiho, =)) =)) =)) ntsooooo
6. ndotofetsy ( 10/08/2009 12:52)
faly ery noue :^) :/ :^) :^) :^) :^) :^)
7. Noue ( 10/08/2009 12:56)
nahoana kosa moa no tsy ahafaly ny hamoahana ireo olona nogadraina t@ tsy rariny ry ndotofetsy ??
8. vitamatavy ( 10/08/2009 12:59)
marina izany ry noue an tsy maintsy mifaly sy ravoravo ,avoaka i manandafy mety ho lasa premier ministre dia tsy milatsaka ho fidiana
9. Noue ( 10/08/2009 13:02)
oatran'ny hitako ery ny hafalian'ny légalistes ! saingy mitohy hatrany ny tolona eee !!! c'est déjà un grand victoire io !
10. Noue ( 10/08/2009 13:03)
une grande victoire
11. xxx ( 10/08/2009 13:06)
[size=13px]garage victoire[/size]
12. vitamatavy ( 10/08/2009 13:06)
hita mihitsy hoe victime ra8 t@ iny nefa tsy maninona ihany satria anie ny vahoaka no hitsara dans 15mois e ,dia miara mijery eto @ izay,tsy manao halahelon kanina tahaka ny sasany izay tsy ahazo an'io izany raha tsy @ coup d'etat ihany
13. xxx ( 10/08/2009 13:08)
ieee victim n'ny adalany! :-D :-D :-D
14. ntss ( 10/08/2009 13:25)
to hoe atsangana am maty daholo ko on ze lavo tam tolona na iza na iza? :^) :^) :^) 8-) 8-)
15. xxx ( 10/08/2009 13:29)
:-D :-D :-D ividianana pieces de rechange any Dubai :-D :-D :-D
16. xxx ( 10/08/2009 13:31)
Tokony vita matavy ratsy tony koa dia bola manaratsy ihany ,raha tsy nanaiky angaha ra8 ,heken'ny onu io tetezamita io vaovao ho alsa tetezamita cohabitation io,raha tsy ao ny sonia dra8 tsy vita io,tsy ba mifaly refa nanaiky izy sy misaotra azy fa bola hanaratsy eo ihany!tsy mba leon'ady ,mba manaja tena é!
17. ntss ( 10/08/2009 13:38)
to hoe atsangana am maty daholo ko on ze lavo tam tolona na iza na iza? :^) :^) :^) 8-) 8-)
18. Noue ( 10/08/2009 13:42)
xxx:

Tokony vita matavy ratsy tony koa dia bola manaratsy ihany ,raha tsy nanaiky angaha ra8 ,heken'ny onu io tetezamita io vaovao ho alsa tetezamita cohabitation io,raha tsy ao ny sonia dra8 tsy vita io,tsy ba mifaly refa nanaiky izy sy misaotra azy fa bola hanaratsy eo ihany!tsy mba leon'ady ,mba manaja tena é!
izay indrindra manko ee ! tsy mba ny tombontsoan'ny vahoaka zay anaty fijaliana efa hafiriana zao no jerevana fa io fanaratsiana io foana !


19. xxx ( 10/08/2009 15:00)
MODIA DADA MODIA DADA E

mampalahelo ianareo zanaky Dada
tsy mahatsapa mihitsy hoe fitahina
mba tongava saina e
20. xxx ( 10/08/2009 15:13)
FATY FATY FATY
hiditra ho isan'ny FATY ihany nefa be vava ry MAGRO sy ny zanak'i Dada
kay isan'ny FATY ihany ianareo e
:-@ :-@ :-@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0083