Avoaka daholo ny olona nosamborin'FAT(Y)
21. xxx
(
10/08/2009 15:30)
,raha tsy nanaiky angaha ra8 ,heken'ny onu io tetezamita io vaovao ho alsa tetezamita cohabitation io,raha tsy ao ny sonia dra8 tsy vita io,tsy ba mifaly refa nanaiky izy sy misaotra azy fa bola hanaratsy eo ihany!tsy mba leon'ady ,mba manaja tena é!
Na tsy nanao sonia aza ra8 tsy nahasakana ny firosona izany 1/4 no lanjan'i ra 8 tany Mamputo fa tadidio, ary very izy raha tsy nanao sonia teo.
22. Noue
(
10/08/2009 15:39)
xxx:tsy isan'FAT(Y) zany fa gouvernementa no hidirana eee ! ny FAT(Y) efa capout zao kooo ! tsisy fanjakana tokana intsony fa tsy maintsy zaraina ee !
hiditra ho isan'ny FATY ihany nefa be vava ry MAGRO sy ny zanak'i Dada
kay isan'ny FATY ihany ianareo e
:^) :^)
25. Mirananirina
(
10/08/2009 16:13)
tsara kosa izany.Rehefa tonga indray ny fitondrana vaovao dia gadraina daholo indray ry TGV mianakavy fa ........ohatran'i Manadafy e.
26. Noue
(
10/08/2009 16:44)
xxx:very ahoana ee ?? raha tsy nanao sonia izy, tsy ny FAT(Y) ve no tena very tao ?? jereo fotsiny aza fa tsy nahitana solution raha tsy tany Maputo io koo
Na tsy nanao sonia aza ra8 tsy nahasakana ny firosona izany 1/4 no lanjan'i ra 8 tany Mamputo fa tadidio, ary very izy raha tsy nanao sonia teo.
27. diloo
(
10/08/2009 17:11)
Misaotra an'i Noue nanpijery ireo oronan-tsara youtube mampiseo ny tena zava-misy nataon'ireo mpandraraha rehetra tany Maputo.
Misaotra ny mpisera rehetra t@'ny fandraisana anjara na dia indraidray aza tsy nifanandrify t@'ny fitadiavan'ny 4 mouvances ny marimaritra iraisana .
Ny azo tsoahana, dia indirectement, ho an'ny namana rehetra na ny andaniny, na ny ankilany, dia niaina ny atao hoe ny fifanakalozana ara-demokratika isika rehetra, eny na dia teo ihany aza ny fihetsika misy aloka an-tsaina manoloana ny atao hoe fifanajana mba hisian'ny fihavavana.
Koa samy isika rehetra mifandray tanana, na dia tsy mitovy hevitra aza.
Ny fitsinjovana ny malagasy eran'ny Nosy izao no andrasan-tsika @'ireo mpanao politika tsy ankanavaka. Koa samy mivavaka @'ny Tompo Avo, ho firenena mendrika ny Tanindrazantsika malagasy 18 foko.
Misaotra an'i Atoa Hery nanome sehatra nahafahan'ny mpisera rehetra tsy an-kanavaka naneo ny heviny.
Ny tena nandresy dia ny fitsinjovana ny vahoaka tsy manantsiny sy reraka ny adiadian'ireo mpanao politika.
Ho ela velona anie i Madagasikara.
(l) :-* :wink:

28. Noue
(
10/08/2009 17:19)
diloo:
Ny tena nandresy dia ny fitsinjovana ny vahoaka tsy manantsiny sy reraka ny adiadian'ireo mpanao politika.
29. zandikely
(
10/08/2009 23:05)
TSY NY OLONA NOSAMBORIN'I HAT IANY FA NY OLONA MPANAO POLITIKA NOGADRAIN'I RAVALOMANANA KOA. MANINONA NO ADINO NY SASANY.
30. pikatti
(
12/08/2009 12:02)
Tsisy manadino zany less eo ry zandikely fa elah zany toa very tadidy sahady klé ;-)
32. fijo
(
13/08/2009 21:07)
zandrikely an,ny mpandroba nogadrain'i ravalo aza efa navoakan'ialahy isany ko