i Dada ve mety ho hanome Amnistie an'i Andry rehefa any e!!?

1. xxx ( 10/08/2009 10:54)
Aleo alefa lavitra ny saina de avadika ny situation.
Am zay mantsy samy micomprendre ny situation'ny adversaire avy ny tsirairay.
novalian'i xxx ny 10/08/2009 15:53
2. kidoropamba ( 10/08/2009 12:06)
Tsy niverina @ ordre constitutionnel ny raharaha satria voada voude Ravalo.

Tssss! adala hoa ireto GTT sy "légaliste" manaiky manao sonia an'io Charte io e.
3. ntss ( 10/08/2009 12:28)
Raha Ra8 no tafaverina eo d'efa miomana isika fa maro indray ny gadra politika eny Antanimora sy eny Tsiafahy, de ny eo ihany ny eo. Tsy aleo ve miova hafa e!! De sanatria ve ho tafaverina otran dRatsiraka tam 1997 indray izy de hisy 2002 indray avy eo hanonganana azy, efa leo izany ny vahoaka. Aleo miova tanteraka fa maimbo "VENGEANCE" ra8 sy ny forongony rehetra.
4. zandikely ( 10/08/2009 12:38)
Tena marina:
Tsy tsara amin'ny Madagascar mihitsy ny miverina amin'i Ravalomanana Marc, Andry Rajoelina sy ny ekipan'i Ratsiraka sy Zafy fa tena mila olona vaovao mihitsy, tsy tokony ho mpanao politika mihitsy.
5. xxx ( 10/08/2009 12:50)
I ra8 anie na tafaverina eto aza dia ho voan'ny poizim-boalavao dia hitsitra ery Besarety ery e!!!!
6. kidoropamba ( 10/08/2009 14:59)
Aleo ampiako tosika ny GTT fa toa lasa gisitra tampoka indray:

Ka izao: Retour à l'ordre constitutionnel ihany ny antsika e. Ary filohampirenena Ravalomanana fa tsy misy hanaiky an'io mpanongam-panjakana mpanao coup d'Etat io. Ampio izahay ry SADC hamerina ny ara-dalàna.

Fivoriana any anjanamasina indray izany rahampitso an!
7. xxx ( 10/08/2009 15:53)
http://www.youtube.com/watch?v=hkiAwyeGFvU
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0837