Fitiavan-tanindrazana hono ka hoe...

1. ari.malala ( 10/08/2009 08:14)
Tsy haiko aloha ny atao hoe fanajana sy fitiavan-tanindrazana hoan'ny olona sasany, fa izaho dia tafintohina t@ ireo olona nitsena an'i andry rajoel teny Ivato maly... Ny antony? efa hoe redonina ny hiram-pirenena ko mbola tsy miala satroka ny sasany, ireo olona manao T shirt TGV moa mierikerika sy mitakoritsika, mandehandeha... d hoy aho nanontany tena hoe, izany tokoa v no atao hoe fanajana ny hiram-pierenena sy fitiavan-tanindrazana?
2. essera ( 10/08/2009 08:24)
Resaka civisme ry Arimalala efa nisy fotoana tsy anisan'ny taranja tao an-tsekoly fa taty aoriana vao miverina indray ka izay no mahatonga an'ireny. Ao no ratsy fanabeazana no sad tsy mahafantatra mihitsy hoe tena izao kay no atao... Normaly be raha misy izany fa ny fanafodiny d ny fampianarana ny oul an'ireny am haino aman-jery.
3. Noue ( 10/08/2009 08:26)
hatramy ohaviana moa no oe tia tanindrazana rajoelina ee ?? olona nanao coup d'état ve dia azo lazaina oe tia tanindrazana ?? :^) :^) :^) :^) :^) :^)
4. essera ( 10/08/2009 08:45)
Io indray elah ry Noue fa mbola tsy afa-po ihany a. Efa le oav les zao no jerena fa zara aza iz 4 mitsam mba nifanaraka

5. bozyboleta ( 10/08/2009 09:08)
Ary elaela tsy hita dia toa mba malefadefa-piteny indray essera izany??? :-D :-D :-D
6. Noue ( 10/08/2009 09:24)
zay ny an'lah ry essera :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. essera ( 10/08/2009 09:34)
Ary elaela tsy hita dia toa mba malefadefa-piteny indray essera izany???

Essera alou mba nanao vacances ohatran'ny oul rehetra d ts nisy fotoana hitsidihina ny serasera. Fa izao "Angah tian'i boziboleta tonga mahery setra ah ?" Azo atao ange izany fa kosa jereo hoe ny lehibe efa mifanaraka d isika entina koa mbola hifanasa vangy ???
8. ari.malala ( 10/08/2009 09:35)
fa angaha izany fanajana ilaina ampianarina vao ho hay rey olona e! tsy tokony mandeha hoazy v izany? Mba jereo anie refa lay misy match international ireny e! ny olona rehefa hiram-pirenena jery atrika tsara, miala satroka, tsy misy mihetsika tsony... Ny eto amintsika rangà ko mierikerika, mandehandeha, tsy miala satroka, ts haiko tsony... hafa kely lay fitiavan-tanindrazan'ny gasy ka!
9. xxx ( 10/08/2009 09:35)
ny fosa-orana anga ry arimalala mahay manaja tena an! eh izany izy oe foza orana ko!
10. essera ( 10/08/2009 09:40)
ari-malala:
fa angaha izany fanajana ilaina ampianarina vao ho hay rey olona e! tsy tokony mandeha hoazy v izany? Mba jereo anie refa lay misy match international ireny e! ny olona rehefa hiram-pirenena jery atrika tsara, miala satroka, tsy misy mihetsika tsony... Ny eto amintsika rangà ko mierikerika, mandehandeha, tsy miala satroka, ts haiko tsony... hafa kely lay fitiavan-tanindrazan'ny gasy ka!


Aleo hazava aminao kosa alou fa izao e, firy isan-jaton'ny malagasy no tena mba nahazo fanabeazana ampy. Raha lazaiko anao fotsiny hoe ny ankizy mpianatra izao ange maro no tsy mahalala miarahaba no tsy mahalala misaotra e. Lasa omena ilay teny mahazatra hoe : "Qu'est-ce qu'on dit ???".

Ary mba manala azy kely aho fa nisy zandrin'ny zokiko izao raha nandefa rivotra izy fony mbola kely ka nataon'ny reniny an'io fanontaniana io d ozy tsotra hoe : "MERCI" =)) =)) =)) =)) . Efa masaka tao an-dohany ilay teny kely knouuuuuuu.
11. bozyboleta ( 10/08/2009 09:44)
Io tsy fanajana io aloha dia tsy fahaiza-miaina mihitsy.
Ary vao mainka aza toa namporisihina ny foza t@ ireny trangan-javatra ireny tsy hanisy fanajana n'iza n'iza ary n'inon'inona.
Ny mpitondra natao tsinontsinona, ny kely mamaly lehibe, ny entina manohitra sy mamingavinga ny manampahefana. Iza daholo no nampianatra izay fa tsy ry tgv???
Ho sahirana ihany hamerina an'ireo ao am-bala fa tena efa songomby tapa-kofehy ireo tsy ho voabaiko izany intsony. Na ry tgv namporisika aza atsy ho atsy hifoteran'ny rambon'ireo.
12. ari.malala ( 10/08/2009 09:54)
ka izay mantsy!! Efa omena lay fanamarihana ko ny azy ihany no asesiny... zany hoe ts manampahavononana ny hiova mints zany fa refa zay no nitranga de zayno tohizana v?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0517