ty hono ka tsy eken ny hat ny mapouto

1. ndotofetsy ( 09/08/2009 23:12)
hita eto amizay ny olomatanjaka ao aorianan i tgv ary tsy afaka milatsaka koa izy
novalian'i razakad ny 10/08/2009 06:05
2. razakad ( 10/08/2009 06:05)
Eh ry anona a, efa neken'ny hat ny tany maputo ary ny tena fitiavan-tanindrazana no ao ambadiky ny tgv raha tsy fantatrao. Tsy tafaverina amin'ny ara-dalàna isika fa tonga amin'ny tena araka ny tokony ho izy sa ahoana hoy enao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0444