mba tao anatiny accord ve

1. xxx ( 09/08/2009 09:39)
ny resaka media liberté d'expression MBS Radio Mada sy sns
ny enquette international momba ny 26 janvier 2009 et 7 fevrier sa ny resaka conflit d'interet an'i ra8 ihany aloha pour l'instant
novalian'i zoam ny 09/08/2009 19:18
2. Mirananirina ( 09/08/2009 09:50)
hazavao misimisy hoe azafady
3. xxx ( 09/08/2009 10:04)
voalaza fa voa amnistie ra8 t@ resaka conflit d'interet fividianana aire force one,ary ireo affaire en cours toy ny enquette international momba 7fevrier 2009 izay encours enquette indepandan.
Voalaza t@ fanaovana sonia io fa mbola tsy tapaka hoe iza no ho president izay manendry ny commandement militaire
4. Mirananirina ( 09/08/2009 10:10)
enquette international momba ny 26 janvier 2009 et 7 fevrier sa ny resaka conflit d'interet an'i ra8 ihany aloha pour l'instant

ka ito mihitsy anie no tsy azoko e,na koa tsy maharaka vaovao aho :)
hoe hay nisy enquete internationale izany koa???
5. ifiona ( 09/08/2009 10:54)
xxx:

voalaza fa voa amnistie ra8 t@ resaka conflit d'interet fividianana aire force one,ary ireo affaire en cours toy ny enquette international momba 7fevrier 2009 izay encours enquette indepandan.
Voalaza t@ fanaovana sonia io fa mbola tsy tapaka hoe iza no ho president izay manendry ny commandement militaire


lasa misy confusion kely ilay izy satria nolazaina fa rava zany ny rafitra HAT ary soloina tetezamita inclusive sy consensuelle, nefa hatr@ zao ora hitenenana zao dia milaza ireo radio mpanohana ny HAT hoe: "handeha hitsena ny delegasiona malagasy ary hiteny mivantana amin'ny radiom-pirenena ny filohan'ny fitondrana avo ny tetezamita"... nga mbola zay foana i TGV? nga efa fantatra izay ho filohan'ity rafitra tetezamita vaovao ity?

raha ny resaka 7 février hono dia mbola azo hanenjehana an'i Ravalo (hoy Viva) ôtran' hoe madiodio ery koa ry zareo tamin'io tranga io...
6. zandikely ( 09/08/2009 11:13)
Malagasy leaders agree transition

Both Mr Rajoelina and Mr Ravalomanana claim to be president
The leaders at the centre of Madagascar's political crisis have reached agreement on a power-sharing government, the UN special envoy says.

The accord would see a transitional period of 15 months, during which legislative and presidential elections would be held, Tiebile Drame said.

Ousted President Marc Ravalomanana said he would return to Madagascar but not personally take part in the process.

The deal follows days of negotiations in the Mozambican capital, Maputo.

Mediators hope it will bring an end to the months of crisis which culminated in the opposition leader, Andry Rajoelina, forcing Mr Ravalomanana to resign as president on 17 March and flee.

Mr Rajoelina and his allies, who accused the president of being a tyrant who misspent public money, were accused by the African Union of taking power through a coup and foreign aid was frozen.

The power struggle led to the deaths of more than 100 people in violent riots and crippled the island's tourist industry.

Amnesties

The leaders of Madagascar's four main political groups, including Mr Rajoelina, Mr Ravalomanana, and their predecessors as president, Didier Ratsiraka and Albert Zafy, began the power-sharing negotiations in Maputo on Wednesday.


In the interests of the nation, and following consultations, it seems reasonable to me to not participate personally in the transition

The talks were mediated by the former Mozambican leader, Joaquim Chissano, on behalf of the Southern African Development Community (SADC).

Earlier, Mr Ravalomanana said that under the terms of the agreement, he would not take part in the transitional period, although his party would.

"In the interests of the nation, and following consultations, it seems reasonable to me to not participate personally," he said.

But he added that he would return to Madagascar, where he would be granted an amnesty from a conviction for abuse of power handed down in June. He was also fined $70m by the court in Antananarivo.

Mr Ravalomanana has been living in exile in South Africa since March. On Friday, Mr Rajoelina said any deal should not allow him to return.

An amnesty has also been agreed for Mr Ratsiraka, who has been living in exile in France since a crisis over the disputed results of the 2001 presidential election, which was won by Mr Ravolamanana.

He was sentenced to 10 years of hard labour and five years in jail in 2003 for misusing public funds and threatening state security

Resaka tetezamita aloha no azo antoka fa nahitana accord.
7. tovolahy007 ( 09/08/2009 14:01)
O ry zareo a, mbola ady kle ny TGV daolo anie io e. Aiza ary nareo zany?? Tsy hiteny eo mihintsy izy hoe ho ravana ny HAT dia ho soloina governemanta iraisana satria matahotra izy ko. Nga tsy henonareo ireny ramatahora efa nataondry Ndrenary sy ny forongony reny. Ahita raha isika fa jereo tsara anie e

Ny zavatra marina ary tapaka tany Maputo dia foana daholo ny fanamelohana ho an'ny Ratsiraka sy Ravalomanana, samy afaka madiodio ary tsy misy arakaraka intsony, fa tsy misy resaka hoe 7 Fevrier e 26 janvier sy ny forongony zany tsony. AFAKA MADIODIOA DAOLO IZY ROALAHY MIANAKA. Ny mpanao gazety eto M/CAR no manodikodina ny resaka na tsy mahazo ny resaka na ko mbola matahotra hany ka avilivila eny ny zavatra marina tapaka tany Mozambika.

Aty amintsika vahoaka izao ny baolina di ny fifidianana afaka 15 volana. Mahaiza mifidy fa aza sodoka ny akanga tsara soratra fotsiny ka mbola ho voa toy ny lasa izay ndray.
8. bozyboleta ( 09/08/2009 15:30)
lasa misy confusion kely ilay izy satria nolazaina fa rava zany ny rafitra HAT ary soloina tetezamita inclusive sy consensuelle, nefa hatr@ zao ora hitenenana zao dia milaza ireo radio mpanohana ny HAT hoe: "handeha hitsena ny delegasiona malagasy ary hiteny mivantana amin'ny radiom-pirenena ny filohan'ny fitondrana avo ny tetezamita"... nga mbola zay foana i TGV? nga efa fantatra izay ho filohan'ity rafitra tetezamita vaovao ity?

Ka ny an'ny faty ange lainga foana dia homana daholo koa ny foza e!
Tsy takatry ny saim-pozany rahateo izay fifanarahana tany Maputo tany.
9. ouiandry ( 09/08/2009 17:54)
tsy misy miady hevitra @ fanafohanana ny fitsarana natao an'i Ratsiraka sy Ravalomanana fa ny zavatra hitranga d tsotra NY RELAIS DE VOLCAN d efa nitory an'i Ravalomanana sy ny taranany refa nalain'i Ravalomanana sy ny taranany ny tany izay nazahoany alalana mandritra ny dimampolo taona, d ireo aloou d efa niteny fa miandry ny fiverenan'ny Ravalomanana ny fitsarana, d eo kou ry trois frères d aleo hohitantsika fa ireo alou no azo omena mba tsy hamparary lotra ny lohan'ny GTT sy TIM! tsy nisy niteny mintsy tao hoe tsy azo torina i Ratsiraka na i Ravalomanana fa d hiakamindina anie ty izy ty é!
10. zoam ( 09/08/2009 19:18)
any @ ravalo ny lakile e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1565