fivavahana sy politika: mapimé

1. andry44 ( 08/08/2009 17:09)
Nilaza ny radio tsy miankina iray eto Tanà fa hiraka hivavaka,hono izy 4 mirahalahy mianaka rapitso maraiana alahady vao samy mahazo mandeha @zay alehany :arrow: zany ve tsy mapimé :-D

Raha nanala an'i Deba t@ 2002 de netin-dra8 ny Mpiandry maro be nakeny Iavoloha niditra nanala "devoly" tao @ Lapagode; nolazaina teny @ 13 mai t@ zany fa "handrava ny haizana ny herin'ny mazava isika; tonga ny mesia de tsy iza fa Ra8";
Mars 2009, nentin'ny TGV ny Mpiandry maro be nanala "devoly" teny Ambohitsorohitra ary namoaka ireo "sampin-dRa8" tao de nandoro izany; nolazaina teny @ 13 mai fa "handrava ny haizana ny herin'ny mazava isika; tonga ny mesia de tsy iza fa i Andry TGV"

De hivavaka @ iza zany ry zareo rapitso?
Iza no "mesia" ary iza no "devoly"?
novalian'i andry44 ny 11/08/2009 07:05
2. Noue ( 08/08/2009 18:30)
ka maninona raha mba hivavahanao ry zareo ee ??? :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
3. andry44 ( 09/08/2009 02:19)
Tsy maintsy mivavaka ho an'zay mpitondra eo isika kah!adiditsika zany :roll:
Fa ny tena tiako hatongavana de hoe: lasa fitaovana eo ampelatanan'ny mpanao politika ny fivavahana eto @tsika.V
Vao tsy ela zao hitako t@ télé ny Mnseigneur an'Antsirabe nandohalika teo @ Andry TGV.
Ohatry ny ho tanteraka ihany ny faminan'i Maihol hoe izy no ho prezidà @ 2013 :-D :-D :-D
4. ouiandry ( 09/08/2009 03:11)
andry44:

Tsy maintsy mivavaka ho an'zay mpitondra eo isika kah!adiditsika zany :roll:
Fa ny tena tiako hatongavana de hoe: lasa fitaovana eo ampelatanan'ny mpanao politika ny fivavahana eto @tsika.V
Vao tsy ela zao hitako t@ télé ny Mnseigneur an'Antsirabe nandohalika teo @ Andry TGV.
Ohatry ny ho tanteraka ihany ny faminan'i Maihol hoe izy no ho prezidà @ 2013 :-D :-D :-D

mialatsiny @ andry44 i ouiandry fa na misy itovizan aza ny ny PS d misy tsy itovizana ny hevitra, i andry44 d mahalala fa mbola mandohalika ny katolika refa mivavaka, d tadidio fa nitarika fivavahana i Monseigneur tamin'iny andro iny, ary izao no ataovy ao an-tsaina fa Andriamanitra tsy misy afaka milalao anazy satria IZY MAFY BE d jereo fa izay nampiasa ny anarany nentina nanaovana ratsy d nanao ahoana daholo ny fiafaran'ny fiainany, anjaranareo ny misaina


5. pikatti ( 09/08/2009 09:02)
Hoy le feu andrywui

ary izao no ataovy ao an-tsaina fa Andriamanitra tsy misy afaka milalao anazy satria IZY MAFY BE

Aza midedadedaka eo elah fa ndàna miangona manala devoly aloha :-D :-D
6. andry44 ( 11/08/2009 07:05)
ny tena tiako lazain zany de izao hoe ataon'ny mpanao politika couverture fotsiny ny fivavahana de mihoraka ny vahoaka hoe iny "lay messie e"", olo-marina iny e sns.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3347