misaotra mampahatsiahy

1. itaramasoandro ( 07/08/2009 22:59)
... fa mandalo ny fotoana, ny lohataona sy ny taona, oadray.
mankasitraka sy mankatelina ny tompon'andrakitra é.

ny hafatro dia ny hoe: mankalazà ny fotoana, minitra sy segaondra tsirairay fa mamy ny miaina fotsiny izao.

itaramasoandro 8)
novalian'i nathie86 ny 12/08/2009 10:34
2. Lejoba ( 08/08/2009 12:09)
miombon-kevitra tanteraka
:-*
3. fahamarinana ( 08/08/2009 13:00)
:arrow: miombon-kevitra ihany koa saingy ndraindray ampiako hoe ,eny na dia tsy dia mamy mandrakariva aza !Mbola velon'aina moa dia izay ! (l)
4. itaramasoandro ( 08/08/2009 17:45)
satria mifandimby ny tsy dia mamy sy ny mamy é, izany ny hatao hoe fiainana. sa mino ianao rafahamarinana fa manga foana ny lanitra isanandro'?
aho indray aloha dia mitady orana indraindray, zavona koa ary herika mifandimby @ masoandro mibaliaka na dia io irery ihany aza no tena lavorary.
mila tontolo miova ny natiora ary anatiny io isika olombelona, miaiana miaraka @.
toa miombokevitra amiko i lejoba.

itaramasoandro 8)
5. maeva74 ( 08/08/2009 18:27)
Araraoty ny fotoana anaovan-tsoa fa mandeha ny fotoana :-* :-* :-*
6. Ratoa ( 08/08/2009 23:09)
ny soa atao ilevenambola
ny manao so tsy anenenana no mora
7. bobone ( 10/08/2009 14:30)
tena marina izany !!! :D :D :D :D
8. nathie86 ( 12/08/2009 10:34)
:-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2376