Regard déterminé de Rav8
1. locl
(
07/08/2009 15:10)
Rehefa nandinika ilay regard Rav8 aho, dia hitako fa tena feno fanantenana izy ary tena sahy mijoro fa azy ny fitondrana, ary tsy nandainga izy raha nilaza fa naongana. Ny journal aty europe koa "Le Temps, Suisse" dia milaza tsara fa "président destitué par un coup d'etat" izany hoe niova le fijery hoe ex-président.
Ny any ingahy TGV moa ny lamosina salady kely no natodika ka tsy hay na mba manao akory ny fijeriny ao fa raha ny fandinihiko azy dia somary "timide" izy satria misy raha natao sy atahorana mafy. fijerim-poza e

novalian'i Hinagasy ny 10/08/2009 03:18
2. ntss
(
07/08/2009 15:13)
Hita fa fijery mangataka famelan-keloka ko
Fanantenana ny Amnisite avy am Président Rajoelina e!!!
Andraso eo Paoly

3. locl
(
07/08/2009 15:36)
Fa nga nisy nifidy Rajoelina no misandoka ho président sa izany no fombanareo aty?
Izao jiolahimboto rehetra izao lazaina fa président, mba firenena inona ny anareo e?
Tsy i Rav8 mihintsy no hangataka aministie @ Salade, fa i Salade no ho voatery hanao le izy, raha tsy izany maty ao daholo ny Malagasy

4. locl
(
07/08/2009 15:41)
Za aloha tsy mainty saina ohatra an'ingahy e! Fa toi ve tena mbola tsy mahatakatra foana hoe matoa ny olona no miditra @ resaka ao Dago dia misy menace pour la population ao.
Fa ireo olona ireo tsy handanindany ny fotoanany amin'izao fotsiny raha tsy mahita ny zava-doza miandry ny Malagasy, asa na manana capacité hahatakatra izay lazaiko toi.
Ary ny fisiany TGV eo @ fitondrana dia danger mortel, satria sady tsy mahavita azy no tsy misy plan, sans objectif, ny hangala-bola ihany no mahamaika azy

5. milamm
(
07/08/2009 15:50)
i andry no mangataka famelana voalohany ao andamosiny deba @ i Ravalomanana satria efa voaendin'ny nataony,misy fiteny manao hoe " ny ombalahy tsy roa ampahatra"
1 ihany no ho prezida eo nefa ny vahoaka ihany no misafidy ary fanjakana mijoro ara-dalana no manapaka izany,olana ho and-Ravalomanana izany satria tsy i deba irery ihany no tsy hanaiky fa i andry ,ramarson sy ny capsat mbola ao zany hoe rehefa tsy ifandamina de tairo ny gidra resolution par force

6. Noue
(
07/08/2009 15:52)
fa président n'inona aloha ity tgvendrana ity ee ??? lanim-bahoaka nga izy no lazaina fa président ????
8. ntss
(
07/08/2009 16:24)
Président n'ny HAT e!! Haute Autorité de Transition. Le Bandy kely nahavita nanala an'i mpanjaka ra8 ve tsy fantatrareo e!!!
Ary Ra8 oa to lasa nenahia kely no niahamainty kely e! Nahazo couleur tao Afrika tao ngamba :^) :^) :lol: :lol: :-D :-D
Ampaherezo izy fa mbola hisy 5 taona farafahakeliny ijanonany any!

9. milamm
(
07/08/2009 17:19)
lazao eto ary aiza no lalankivoahany andry eto izao fampandehanadraharaha ankapobeny sy ny fifandraharahana any ivelany na fanatsarana ny fiainambahoaka @ krizy,satria tsy nisaina loatra ny niandry azy fa maika ny hangorona vetivety na ny miaramila aza dia nanazava tsy izy sy HAT akory no henony fa ny diniky deba sy ravalo ary zafy,ka iza no hamela azy hijanona eo raha mivoaka ny fifanarahana any,samy mbola manana plan hafa daholo ireo nefa i andry no ialoha lalana ivoaka alohany idirany manaraka hilatsaka ho fidina efa vita moa izay ny nilana azy fa ny mpifanandrina manaraka no fantarina hoe iza avy no afaka ilatsaka
11. zandikely
(
07/08/2009 18:16)
The second day of dialogue in Maputo between the leaders of the four main political factions in Madagascar was devoted mainly to fixing the agenda for the meeting, Tomaz Salomao, Executive Secretary of SADC (Southern African Development Community), told reporters on Thursday.
The negotiations involve the democratically elected President of Madagascar, Marc Ravalomanana, the man who overthrew him, Andry Rajoelina, and two previous heads of state, Didier Ratsiraka and Albert Zafy.
Rajoelina's slow motion coup d'etat began in January and, with the support of part of the army, he seized power on 17 March. The coup has resulted in the suspension of Madagascar from SADC and from the African Union, and a halt to most foreign aid.
After the formal opening session on Wednesday, the talks have been held behind closed doors. They are being mediated by a team from SADC, the African Union, the UN and the International Francophone Organisation, led by former Mozambican President Joaquim Chissano.
Chissano was optimistic about the talks. He told AIM "Everything's going well, and so I think the outcome will be positive". But he declined to reveal any details of the discussions.
Salomao shared this optimism, and commented that there was now less tension at the negotiating room than had been the case on Wednesday. He noted that this was the first time since 17 March that Rajoelina and Ravalomanana had sat at the same table. "Yesterday they weren't smiling, but today they are", he remarked.
But like Chissano, he would reveal no substantive details about what was under discussion - not even whether the four men had reached consensus about the agenda.
Madagascans had already been talking in Madagascar about how to solve the crisis, Salomao added, but it was decided that no definitive solution could be reached without direct dialogue between the four leaders. Hence the meeting in Maputo.
"I think it's positive to have brought them to the negotiating table within just four months, which is a short space of time", he said.
There were "pending issues" that the leaders needed to solve, said Salomao. One was the status of Ratsiraka. After losing the 2001 presidential election to Ravalomanana, and the brief civil war that followed, Ratsoraka fled to France, where he has been living for the past eight years. He was tried in absentia on corruption charges and sentenced to ten years hard labour.
But clearly, if Ratsiraka is to be amnestied, then should not the same apply to Ravalomana? After Rajoelina seized power, a docile court sentenced Ravalomanana to four years imprisonment for alleged abuse of power.
"They're sitting in Maputo to agree about all these things", replied Salomao.
The Madagascan leaders themselves were guarded in their comments to the press. Ratsiraka told AIM he was satisfied at the direction the negotiations were taking, but gave no details.
Ravalomanana said "it's still very early to talk about the negotiations". Rajoelina did not speak to the press.
Toa ho zarotra iany ny ady hevitra sy ny hahitana fifanarana amin'ireo zavatra voalaza ireo.

14. Hinagasy
(
10/08/2009 03:18)
Dia mbola misy ihany ny olona mbola makafy ilay TGV sy ny HAT nampivarina ny gasy ao anaty kady ohatr'izao ka! tena tsy azoko, tsy hoe manaratsy aho fa tena miezaka hahatakatra hoe inona ilay tombontsoa ankoatra ny nahaongana an'i Ra8, izay na dia ratsy aza ddia nahavita be noho izao HAT tsy misy ilana azy izao!
Raha tena hanongana an'i Ra8 no tanjona fa tsy famenoana paosy dia tsy izao no lalana nofinidy fa amin'ny ara-dalana, ary tena mety voaongan'i tamin'ny ara-dalana ange satria tsy nadio e! ary ny olona efa betsaka ny lonilony fa ilay fandrobana fahefana tsy azoko! ny paosy ny paosy ihany!