arak'iza site ray nojereko izay d
misy mecanisme bdb ao anatin'ireny youpala ireny
bdb moa ilay iz ka vitsivitsy ilazana ny maha dangereux azy fotsiny no ho lazaikko
tokony hisy mdetecte vide izy ireny arak'ilay site zany hoe tonga d mijanona ilay izy rehefa misy vide sns
tokony tsy hitehana be amin'ny tany koa ny tongotr'ilay zay rehefa mipetraka eo amboniny. Zany hoe tokony misy technique manao izay eo @ le sera ipetrahany iny.
bdb ilay izy fa
ireo no tena tadidiko hoe maha dangereux azy ra le resaka dangereux no resaha.
tsy aiko aloha eto amintsika na tena efa ohatran'izay ireny amidy ireny na tsia fa mino aho fa misy eto fa matevitevina ny vidiny.
fa mila jerena tsara ilay izy
zany hoe raha tsy mahatakatra io performant io ve tsy hividy ireny tsotra eny @ karana ireny fa mila plat tsara ny ilalaovan'ny zaza