Vetivety de tongaaaa!
22. Papoose
(
06/08/2009 17:41)
dia manditry ny firy mn le mangirifiry ry navigo?? zany v tsy tortiiiirrr??? :-P
24. Papoose
(
06/08/2009 17:55)
Ka le izy nge mila atao au moin 1H avant l'acte e,dia hangirifiry adin'ny firy aorian'ny fanosorana azy??? ny reraka tsy haiko koa za tsy hanao azu :-D
25. tess
(
06/08/2009 18:33)
navigo:ka tsy ny vavy ndray ve no vizaka amzany de leo ny farany hihihi
hihihihi , reraka v? au moin alou mbo lasa tsara doly e
28. soanja
(
06/08/2009 21:52)
xxx:
Salama daholo e!!! inn n tokony ataoko fa nenah vetivety kely mitsy de tonga refa manann de tsis fafiny mitsy!?? Merçi
Tsy manahy izany fa mila fihezahana fotsiny hoe le fanindroany indray izany no katsahinao ho elaela. Iny manko elaela foana vao tonga raha ho avy. Sa indraipa ny firaisana dia samy miala? Jijio ny baolina hoe rehefa maika loatra. Ohatra
Raha mikipy ianao eo ampanaovana dia ahirato ny maso. Ovao ny pozisio ka ilay mampandeha haingana atao faramparany sns sns... Alefaso any andakira ny eritreritra sns... aza afantoka ao ny saina nefa tsy atao koa zay hahatrondro maty ny vatana.
Mazotoa e.
30. tess
(
07/08/2009 05:31)
hummm interessé fijo an! :^) :-D
26. Mpandefa : fijo [ Valio ] 06-08-2009 23:47:05
Lohateny : Re : Vetivety de tongaaaa!
iza amin'ireo no tena tsara hoandramana ry akama?
31. navigo
(
07/08/2009 07:20)
Le mangirifiry vetivety d afaka , samy tsara doly reo produits reo fa le stud100 no mora ampesaina sady mbo manimanitra no tsy mangirifiry lotra fa le sinoa henjana be le fofony mais bon mila mihafy kely
33. navigo
(
07/08/2009 08:14)
Lazalazaina ihany ze mabo fantatra sô mahasoa any sasany kou, le vetivety d tonga manko ndraindray manapaka revy tokony mbola hitohy
35. fijo
(
07/08/2009 20:49)
tess an,tena hanandrana ny virja ka,matahotra ho mongo tataka indray ny sasany le
37. fijo
(
07/08/2009 21:02)
nareo tokoa anie rehefa ela loatra le lalao,mitaraina hoe mongo le izy e