tsy hanaiky ny tafika amizao raha miverina Ravalo ???
21. fijo
(
05/08/2009 20:32)
ô ranary an,aza dia aseho olona ny fankahalana ,fa mba milaza ho mpino ny tena.raha tsy diso aho isankalahady nareo miteny foan ahoe mamela ny helokay tahaka izay namelanay ny meloka taminay."ka na izany hampiarina,na dia mitsora toa ahy hoe tsy mino ny fisian'izany.fa ratsy rah asady miteny zavatra iray no miaina amina fisainana mifanohitra amin'izany.samy be osy nareo mpino ao,ka moramora.
io fanazavan'i hery io no mitombona momba ny miaramila,fantany koa ,fa vitsy ry zalahy no tena hizaka izany ka izay no tena atahorany,ary izay no nandefasana an'i sarlakely any hanaramaso izay mitranga any.

22. patrick2002
(
06/08/2009 01:06)
Rariny dia rariny ny an`i tafika`.
Hataokom fa raha misy mpitondra hiteny ohatra fa tsy misy hilaina ny dokotera ,fa rehefa maty dia @ androny izany fa tsy mila fitsaboana ,mbola han aiky an`izany filoha izany ve ianareo dokotera.
Raha misy filoha masahy milaza fa tsy misy hilaina ny mpanao-zavakanto ,mbola hankato izany ihany ve ianareo mpanakanto :lol:
Raha misy filoha mahashy milaza fa tsy misy hilaina ny fanatanjaha-tena ,mbola hanaiky an`izany filoha izany ihany ve ianareo mpanao fanatan-jahatena .
Raha misy filoha mahasahy milaza fa tsy misy hilaina ny fivavahana ,mbola hanaiky an`izany filoha izany ihany ve ianareo mpivavaka :{ :{ :{

23. ravatorano
(
06/08/2009 06:49)
ny tafika : eo izany ilay atao hoe miaro ny sezany ary eo koa ilay hoe tsy ilaina intsony iny fa efa vita ny aminy satria efa ny HAT izao no eo amin'ny fahefana !
Ny tena atahorako ange ary ho sanatria hoe hivoaka any Maputo fa hoe tsy maintsy Ravalo no hoe eo amin' ilay toeran'ny filohampirenena mandrapahatongavan'ny fifidianana dia ny HAT mijanona eo ihany fa averina fotsiny izy na d tsy hisy asany na fanapahakeviotra entiny aza dia asa fotsiny !

25. harybe
(
06/08/2009 10:06)
fijo:
ô ranary an,aza dia aseho olona ny fankahalana ,fa mba milaza ho mpino ny tena.raha tsy diso aho isankalahady nareo miteny foan ahoe mamela ny helokay tahaka izay namelanay ny meloka taminay."ka na izany hampiarina,na dia mitsora toa ahy hoe tsy mino ny fisian'izany.fa ratsy rah asady miteny zavatra iray no miaina amina fisainana mifanohitra amin'izany.samy be osy nareo mpino ao,ka moramora.
io fanazavan'i hery io no mitombona momba ny miaramila,fantany koa ,fa vitsy ry zalahy no tena hizaka izany ka izay no tena atahorany,ary izay no nandefasana an'i sarlakely any hanaramaso izay mitranga any.
io ange ilay ilazaiko oe io bandy ray mpandevin-tay antsalaka eh!!ny baibaoly etsy @ tanana ilany dia ny kibay @ tanana ilany!i naritsimba sy patrick2000 dia mitovy!
26. reeves
(
06/08/2009 13:55)
Tsy ny Tafika ary tsy Naritsimba na i Patrick 2000 no tompon`ny fanapahan-kevitra amin`izay hiverenan-dRa8 na tsia . Ny fantatra dia mpanongam-panjakana ireto MUTINS sy ny HAT ireto , voararan`ny lalàna ihany koa izany ka izy ireo aza no tokony hangataka amnistie amin-dRa8 . Mino aho anefa fa olon-kendry Ra8 ka tsy hitana lolom-po na hanenjika azy ireo tahaka izao ataony amin`ny legaliste izao fa hijery kosa ny tombotsoan`ny vahoaka , indrindra ireo tena sahirana ( ireo Fozaorana) , izay aloha no maika ary manao fifidianana madio sy malalaka hanaporofoina raha ilain`ny vahoaka izy na tsia dia ho hitantsika eo raha toa ka mbola ho voafitak`iTGV tahakan`ny fifidianana Maire fanindroany indray ny vahoakan`Antananarivo . Ireo mpanao politika gasy (nialokaloka tao ambadik`i TGV ) manko hatreto dia tsy mahay afatsy ny mandrava fotsiny ihany fa rehefa omena andraikitra " NUL" ary voaporofo izany hatreto aloha .
27. patrick2002
(
06/08/2009 16:08)
reeves:

efa mazava amin`ialahy fa tsy ny capsat no mankahala an`i Ravalo fa ny TAFIKA MALAGASY ,midika izany fa tsy mutins ireo ,sahala @ hoe tsy Rvalo no nanala an`i Ratsiraka teo t@ 2002 fa ny ankamaroany vahoaka malagasy ,ka na dia nanao auto-proclamation aza i Ravalo dia nekeny ankamaroany malagasy izany .
Ity koa dia mitovy amin`izany ny ankamaroany malagasy no mankahala an`i Ravalo ary nanohana ny hetsika nataony TGV ,nampitahorona t@ alalany emmonat anefa ireo dia nipirina ,rehefa nitsangana ny miaramila notarihiny capsat dia niala Ravalo ,ary tsy miverina eo intsony ,analyse fa tsy fanatisme ny ahy .
28. fijo
(
06/08/2009 21:30)
diso be,ny tafika izao dia momba an dravalo ny ankamaroany ary efa manomboka manenina ny nanaraka ny capsat teo
29. ndenn
(
06/08/2009 22:56)
Normalement , tsy tokony hanao politika velively ny miaramila ,ary ao anaty lalàna mifehy ny corps militaires eran' izao tontolo izao izany ,à l' exeption de troubles genocidaires, affrontement ethnique ,agression exterieure ,catastrophes naturelles graves , ..tsy maintsy cas exeptionnel no hifidianana miaramila ho eo @ fitondrana ,verifié izany t@ andron' iRatsiraka , Giel Ramanantsoa, Gilles Andriamahazo , Richard Ratsimandrava .
Fa ny olana avy eo dia ny fibodoan' izy ireny ny seza tsy natokana ho azy .Mpanantateraka ny baiko fotsiny no nilàna azy mirahalahy isany ireo raha tena nohalalinina ny tantaran' i Madagasikara , fa raha ny hoe hitondra ny fiainam-pirenena @ fiainana andavanandro dia tsy tokony hibahan-toerana ao andohan' izy ireny fa manjary manimba ny tafika ary ny firenena mihintsy aza.
Ny firenena manana filoha miaramila dia tadidio fa firenena manana olana anaty izy izay ( Jereo ny ankabeazan' ny firenena eran' izao tontolo izao )
Colonel Khadafi , General bare mahinasarah , Commandant saddam hussein ,Capitaine Thomas sankarah , General toumani touré , colonel fidel castro......
Mba fampatsiahivana fotsinyny ahy!!!