EFA HO LASA GAIGY.....HAT
1. papala
(
04/08/2009 09:50)
tsy misy afatsy zany ''SAMPY '' ODY GASY""ZANY FOANA ve NO MODY havoakan'ireo tarika HAT reo handotoana ny mpitondra teo aloha, SADY handrebirebena ny vahoaka MALAGASY. NEFA isaky zay hoe hanao fihaonana ny "mouvance 4"' DIA MODY MAMORONA ZAVATRA HAPOAKA FOANA LAY TSY VANONA HAT IREO. dia avy eo ny olona eo @ MAGRO no hitsiponana olona lazaina fa manao ''ACTE''. TENA efa lasa GAIGY SY TENA HITOERAN'NY SAINA MALOTO MIHINTSY le ANDRY RAJOELINA SY IREO MPANARADIA AMINY IREO. hatramin'izay teto MADAGASIKARA dia ireo HAT amin'izao fotoana izao no tena mampiteny ny olona moana mihintsy NY ZAVATRA RATSY ATAONY. Tonga teto ireo mpanelanelana vahiny dia MODY nokorontaniny ireo olona teo @ MAGRO, de amin'izay mora @HAT NO MITENY hoe MPANANKORONTANA IREO, SADY koa hanankanany an'ireo tsy ahita an'ireo olona eo @ MAGRO IREO..------FA sao mihevitra le andry rajoelina io fa mbola BETSAKA ANIE IREO OLONA TSY MITENY E! FA EFA MIANDRY FIFIDIANANA FOTSINY! ---FA EFA TENA MANKALEO MIHINTSY NY ZAVATRA haTAon'ilay andry rajoelina lehiben'ny TOTAKELY (NADORO FANANAN'OLONA, SY NANDROBA.......HATRAMIN'IZAO MBOLA MITOHY FOANA). TENA MANKANDOA MIHINTSY...........FA ZAHAY DE EFA MIANDRY FIFIDIANANA FOTSINY,,,,,,,,, :-@ :-@ :-@ :-@ :-@
novalian'i fijo ny 05/08/2009 21:21
3. Mirananirina
(
04/08/2009 12:24)
ODY GASY
Mahagaga tokoa fa ny akamaroan'ny gasy dia miteny io.
Maty ranona fa namosavian-dranona.Voa-panafody koa ranona tia andranona.Tssssss............,tsy afa-panadinana sns....fa mosavy.....
Nefa raha tena nahay io ODY GASY io daholo ny Gasy tsy MAHANTRA toa izao an.
4. locl
(
04/08/2009 15:34)
Tsy mahay hafatsy io izy ka izany no hirahirainy isan'andro e!
Fa le olona mamporisika azy ao ambadika koa ange dia tena fangolika fa dia potihiny isan'andro image ity andry tsy mahay n'inona n'inona '?
Fa le olona mamporisika azy ao ambadika koa ange dia tena fangolika fa dia potihiny isan'andro image ity andry tsy mahay n'inona n'inona '?
5. xxx
(
04/08/2009 17:36)
tena mampalahelo b lé fisainana Andry Radomelina d miheritreritra izy fa hisy hamosavy any Maputo d mitondra sakafo manokana ho azy sy dokotera!! zao le fisainana devoly raha tena manao ny marina sy tsy miheritreritra zavatra ratsy tsy hanao zao:
11H05 : Andry Rajoelina a décidé d'emmener ses propres repas et son médecin personnel au sommet africain. Il dit craindre pour sa vie à Maputo
11H05 : Andry Rajoelina a décidé d'emmener ses propres repas et son médecin personnel au sommet africain. Il dit craindre pour sa vie à Maputo
6. fijo
(
04/08/2009 21:16)
efa tena latsaka ao ampony le finoanoam poana ka lasa miahiahy ny olona rehetra.izao hoafabaraka fotsiny any
7. tsimatimanota
(
05/08/2009 07:37)
KA MATAHOATRA FIFIDIANANA DAHOLO RY APONDRAVERY ISANY DIA RA8 NO HARATSIANA ISAN ANDRO ETO
POV KON
POV KON
8. papala
(
05/08/2009 10:06)
de lazaina androany ao @ gazety 05/08/09, fa tapitra hono ny fampihorohorona ? hozy le organes :- :-@ :-@ :-@ :-@ sy ny miaramila voavidy vola mpanaraka azy ireo! ny dikan'izany zany de NAZAVA BE MIHINTSY FA RY HAT IHANY NO mpametraka AN'IRENY BOMBA TSY MIPOAKA IRENY. porofon'izany hoy nareo? efa maty DAHOLO lay sécurité 2 teny @ viva, efa nandositra daholo ny mpiambina manodidina , KANEFA ? MBOLA TSY NIPOAKA FOANA NY VIVA! MAZAVA FA IZY MIANAKAVY HAT IHANY NO TENA MPANANKORONTANA SAIM-BAHOAKA ETO. Tena nampalahelo be reo sécurité maty reo! ary tena MANANA SAINA MALOTO BE MIHINTSY LAY ""organes'' ty sy le "'andryradomelina ''. TENA NAMOTIKA TOETSANA MALAGASY SY NY HARENAN'NY MALAGASY BE DIA BE MIHINTSY.
