manambola noho ny tim ny hat

1. ndotofetsy ( 01/08/2009 20:32)
manomboka kikina ve ra8 no tsy heno intsony sa voan i ra andry tgv lery satria lasa resakovy daholo sisa no ataon ireo olona ireo

8O 8O 8O 8O
novalian'i xxx ny 01/08/2009 21:58
2. AndriambyII ( 01/08/2009 20:50)
Tsy miankina @ vola tsony ny fahefana @ izao vanim-potoana misy antsika izao .
Miankina @ POUVOIR FAIRE ,COMPETENCE ,CAPACITE ,FORCE ECONOMIQUE ,FORCE DE FRAPPE ,FORCE DE CONTROLE ,MAITRISE ...
:twisted: :twisted:
3. xxx ( 01/08/2009 21:58)
Mba fetsy ry donto f'aza miteny2 foana eo a,tena donto velona enao ty indraindray,sokinendra be le resaka entinao,ndeha mianatra sao habakain'ny babakoto ny farany !!!!!!!mba hasio resaka interéssant fa aza resak mahadomelina no harosonao eto fa mapihomehy,hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0505