Mbola faly an-dresy ny vahoaka ihany vé ry tgvendrana a?
1. penguin (
31/07/2009 15:27)
Mirehoka mafy tgvendrana isany fa nandresy satria nilefitra ny marina. Ny loza ho azy kosa anefa dia efa mihatonga saina ny vahoaka satria tsapany fa kay izy vahoaka no tena noresen'ny tgvendrana tamin'ny terivaimanta CAPSAT. Izao ka mamorona baomba indray nefa efa vita ny resabe aseo eraky ny fahita lavitra. Fongory ny fampihorohoroana e oy nefa ry zalahy tgvendrana ihany no manao azy.
ny tena mampiomehy,dia hita tampoka ny basy nanafihana ny viva fa efa akaiky ny 05 aout.
01H00 : L'association Zatovo dirigée par Henri Rakotomalala ex detenu politique gracié par Rajoelina a participé au meeting des légalistes hier à Toamasina
ahoana indray io???hummm