NGAO DE EFA TENA MITAPY NY HAT
1. locl
(
29/07/2009 09:25)
Voici que l’un des sujets de dissertation aux épreuves de malagasy du Bepc portait sur la Transition, étape politique actuelle de Madagascar :
» Misy ezaka ataon’ny fitondrana tetezamita hampandroso haingana ny firenena amin’izao fotoana izao. Inona avy ireo ezaka ireo araka ny hevitrao?
Sao dia efa lasa adala daholo ireto mpikambana ao @ HAT, fa dia ny fanadianana angalana diplôme avy no anaovana pôlitika...sa tena efa tsy hita intsony ny lalankaleha dia alefa amin'izao ny zavatra rehetra???
Tsy anareo ange ny BEPC fa an'ny firenena Malagasy e!

novalian'i fijo ny 30/07/2009 19:07
2. rabaradaka
(
29/07/2009 09:50)
Ka io ange lay lazaiko dadatoa e, ny ministre mihitsy no mila 19 amin'ny Andry TGV dia lasa manaonao foana. Soa ihany fa ho rava tsy ho ela ity tantara ity.
3. fijo
(
29/07/2009 19:45)
tetezamita ve dia efa mila 19???????tena mba hafa koailay boay kely io le
5. fijo
(
29/07/2009 20:08)
ny tena marina dia tsy haindry zalahy akory ny hilana sy ny asan'izany atao hoe tetezamita izany.
6. pink
(
29/07/2009 20:47)
zoam:
manao izay mba tiany izy satria anie tsy aharitra eo ireo e
Ity izany no atao hoe fandrobana tsy misy henatra intsony
7. fijo
(
30/07/2009 19:07)
izay mihintsy,laniana aloha,fa avy eo ve tsy hampindrana vola indray ny vahiny e