hita be hoe fikambanan'ny mpandainga ny tim sy gtt

1. bazylou ( 27/07/2009 18:15)
izay tarihin'i le8 and co, dia tsy mentra akory ry lerony na efa tratra ambody omby aza; beuuurrk :-D :-D
novalian'i pink ny 28/07/2009 20:53
2. xxx ( 27/07/2009 18:19)
sao d nareo boloky tsy mahita ho lazaina tsony no tsy mahalala menatra!
3. zoam ( 27/07/2009 18:39)
mba asehoy le preuve e,hiomezan'ny olona fotsiny sady tsy mahalala menatra,jereo raha mba nasiany communauté internatinal akory le baomba ,ireo anie manana mahita canal d'infos enjana noho isika e ry bainina e,asehoy le preuve f'aza menatra izany e,ny resaka baomba izahay koa mba manana preuve saingy aleo aloha hilamina ny tantara
4. locl ( 27/07/2009 19:22)
tena efa mitapy ry bazylou, asa re na iza no mpandainga eo imason'izao tontolo izao e!

Resaka foronina entina hamotehina fiainan'olona fotsiny no ao aminareo, mba iriko hianareo ho eo @ toeran'ireny olona ireny indray andro, hahatsapanareo fa ny lainga dia mahafaty tokoa
5. Ahton ( 27/07/2009 20:48)
Soa ihany fa teo ambodiomby fa tsy teo ambiolona
6. pink ( 27/07/2009 21:18)
bazylou:

izay tarihin'i le8 and co, dia tsy mentra akory ry lerony na efa tratra ambody omby aza; beuuurrk :-D :-D



Marc RAVALOMANANA ..ekena ekena...

ekene ekena.....Marc RAVALOMANANA...EKENE EKENA.

.
manintona ilay hira ry bazylou fa veloma ianao fa ny fo any amin'ny hafa indray izao.
7. amfhaja ( 28/07/2009 08:39)
Mianatra manamboatra bomba ny tafika de amparitaka le bomba
mahamenatra olona e!
atao daholo zao rehetra zao fa eeeeeeee
8. ndotofetsy ( 28/07/2009 13:16)
hita be hoe fikambanan'ny mpandainga ny tim sy gtt

lainga masina ve io aloha sa lainga inona
:?: :?: :?: :?:
9. bazylou ( 28/07/2009 18:53)
tsy misy afitsoka fa karamaina fotsiny ny olona anakorotana sy andany andro any am magro sy bel air de faly ery, hery po very maina nay anreo ry gtt sy tim lany bal, na ny lohanareo aza tsy misy dia andramatra ve, ??? beurrk manodiava e, :-D
10. pink ( 28/07/2009 20:53)
bazylou:

tsy misy afitsoka fa karamaina fotsiny ny olona anakorotana sy andany andro any am magro sy bel air de faly ery, hery po very maina nay anreo ry gtt sy tim lany bal, na ny lohanareo aza tsy misy dia andramatra ve, ??? beurrk manodiava e, :-D


I bazylou ve izao tsy hahazo prix d'excellence @ bepc..Mba tanisao eto hoe ny asa tsara vitany Ravalomanana dia asivo exemple o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.069