Presidà milalao lela i Andry TGV

1. Onjakeli ( 27/07/2009 15:17)
Aleo indray sika mba hiresaka zavatra mahatsikaiky amin'ny Filohan'ny fitondrana Foza. Mba tsara ihany ny mampahafantatra izany ho an'ireo izay tsy mbola nahatsikaritra. Mampihomey zareo fa milalao lela foana ange ing. Prediza e!Jereo tsara fa rehefa misy ceremonie lehibe hatrethiny de loloviny foana ny lelany. Rehefa misy zavatra mahavariana azy de loloviny foana io alohanny fitodihany am zavatra hafa. Le ry koa efa lasa mi-deforme sahady nefa vao efa-bolana no nitondrae!Tsy mety ho voatakony'ny molony intsony ireo nifiny ireo nefa de ranga ilay izy izy e!Miaraka amin'ity maso bongon'ny tsy fahitana tory noho ny ratsy natao angamba. tokony mba ho tsapa ny izany fa mampiome be ny mijery azy.
Nisy namana mpiara-miasa izay. Akaikibe an'le ry hono izany efa mba niteny azy tamin'io hoe:mba hajanony amzay ity filalaovana lela ity fa efa Filoha nge nareo. Nefa de mbola iny ihany lery iny na de nanaiky aza fa hanova an'iny.
De jereo ho an'izay tsy mbola naha-remarquer
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i locl ny 27/07/2009 19:23
2. Mirananirina ( 27/07/2009 15:25)
hay ve lela e,neveriko hoe lhl,hihihi(lelà)
3. Ahton ( 27/07/2009 15:42)
Sao de mba tian'i onjakeli hoanina kosa ary ny lelany hi hi hi hii :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. patrick2002 ( 27/07/2009 16:01)
ka i onjakely izany efa tsy nahazo ny lelany Ravalo ,intsony dia ny lelany Andry indray ,no jerijerevana . Ka tsy niraika taminao angaha izy ,dia hataonao petsa eto @ serasera.
Efa tsy hoentiny Ravalo any Afrique du sud intsony angaha onja' ny Tinondia dia i Andry TGV indray no charmer-na :-D :-D :-D
5. Onjakeli ( 27/07/2009 16:04)
he he he he, :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. halloween ( 27/07/2009 16:32)
i onjakely oul tsy mahazo bandy io fa maina be é! d io izy kizintina sy manao resaka tsy ampy lelà eto io jereo fa mirananirina tonga d kopy @ resany satria manao resaka manokana mampitady jongo an'i naram i kalakely :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D fohy kely lotra i onjakely no sady efa maina be d ny bandy anefa tsy tehampiasa lubrifiant zany :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. xxx ( 27/07/2009 18:22)
tsy mampihomehy :evil: :evil:
8. zoam ( 27/07/2009 18:41)
izao ve sisa le fanohanana an'i tgv e ,mapmne be an ,mino fotsiny fa kely isa e :-D :-D :-D
9. locl ( 27/07/2009 19:23)
ataovy resaka sérieux e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3542