magro

1. xxx ( 24/07/2009 13:08)
:arrow: tsotrany teniko tokony ho mailo reo sao tonga eny ny baomba vao loza eo amin'ny fivorian'ny magro io,merci (l)
novalian'i fijo ny 25/07/2009 19:48
2. Onjakeli ( 24/07/2009 13:23)
efa mailo reo kah, sady ra eo no hanaovan-dry vendrana ny baomba mety tena hapoakany fa tsy ataony otran'ireny sasany ireny tsony.
3. fijo ( 24/07/2009 20:07)
rah aeo tokoa aloha mety ten ahipoak afa tsy hoe hotratra fotsiny indray e
4. benkintana ( 24/07/2009 21:23)
Rha manapoaka ny eny @ magro ry fis reto de tena maty paika daholo ny tgv,zay izy vao tena diso làlana ,ary refa tsy mahazo vola ry zalahy reo de mety hataony ihany zany ,mila mailo lisany
5. tsimatimanota ( 25/07/2009 18:39)
AZA DONDRONA LOATRA E
FATY MIFANABAOMBA ANTRANO
ADIN NY KANOSA MATAHOATRA ANDRA8 HOFIDIANA FOTSINY
6. fijo ( 25/07/2009 19:48)
ka ireo tsy mil afifidianana izany fa ny azy herisetra ihany dia vita
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0383