efa resy tao amin'ny ambasady le gtt

1. bazylou ( 24/07/2009 10:49)
vita ny aminy, vive tgv
novalian'i fijo ny 29/07/2009 20:49
2. xxx ( 24/07/2009 13:17)
mapalahelo ity ianao ry bazylou ,to ny mifanohitra no lazainao,ny hat no nasiana'gtt lacrymogène tao hita nisy vidéo any ary tsy nahasahy niverina intsony,hihi,je rigole ,dia inona indray izao ny lainganao manaraka ,tadiavo haigana misy hanalana andro fa vacances ny andro
3. xxx ( 24/07/2009 13:42)
efa tsy mahita ho lazaina tsony wa ry boloky, vakansa marina ka aleo manala azy miaraka @ boloky bazylou!
4. fijo ( 24/07/2009 20:58)
hay tsy ashy niverina tao intsony ry zalahy???hihihih maty iznay ry bazy le
5. Rafahafahana ( 27/07/2009 13:37)
Dorénavant, l’ambassade aidée par les éléments du GTT a annoncé qu’elle intensifiera les contrôles à l’entrée de ses portes. Un interphone sera mis en service et toutes les personnes devront sonner et s’identifier avant de rentrer. Ce système serait prévu pour éviter l’entrée des membres de la HAT.Les membres de la HAT ont également d’autres soucis à se faire, car au-delà des actions sur le terrain, le GTT possède aussi son pôle juridique, qui d’après son fondateur, s’attèle activement à les traduire en justice. Le GTT étudie entre autres la possibilité de signaler aux juges français du pôle financier de Paris les récentes acquisitions présumées en patrimoine d’un ministre de la HAT.

6. niryna ( 29/07/2009 15:36)
xxx:

mapalahelo ity ianao ry bazylou ,to ny mifanohitra no lazainao,ny hat no nasiana'gtt lacrymogène tao hita nisy vidéo any ary tsy nahasahy niverina intsony,hihi,je rigole ,dia inona indray izao ny lainganao manaraka ,tadiavo haigana misy hanalana andro fa vacances ny andro



=D> =D> =D>
7. fijo ( 29/07/2009 20:49)
ny tena mampalahelo dia ny lazantsika gasy aty ivelany no simba noho izao zavatra mamohehitra izao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2444