efa soavaly maty ve rangahy ny andry tim
1. bazylou
(
24/07/2009 10:48)
dia mbola izestiavana karavasiana ihany nefa efa sady hors piste no tsy ampy kaly intsony kle, beuurk, abat gtt :-D :-D
2. xxx
(
24/07/2009 12:24)
Mba tanisao eto hoe ny zava-bita tsaran'ny soavaly velona hojerena ? Zava-bita tsy nitavana t@ nataon'ny hafa .
Toa lany andro sy énérgie manenjika ilay efa lazaina tsy ho tafaverina mantsy
3. hery
(
24/07/2009 13:35)
Tsy hitako izay mahataitra an'i bazylou raha toa ka mively soavaly maty tokoa ny gtt :-)
Matoa mipararetra etsy sy eroa dia mifezaka ny mety ho tampoka tsy azo anoharana...
aza maika e
4. xxx
(
24/07/2009 13:55)
ry boloky bazylou ve no hiadina hevitra tsy mahita ho lazaina, tsy misy atao, fa d resa-boloky fotsiny!
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.044