Ny tiana sa ny tia no tokony hotiavina

21. fijo ( 29/07/2009 21:01)
za izany te hitia sakakely
22. marindra ( 29/07/2009 21:45)
ka in no andrasana :-D :-D :-D :-D
23. rova30 ( 29/07/2009 22:22)
nyratsima:

sarotra io ! hoy ny ohabolana hoe izay tia adala nefa ny adala tsy afaka mitia ! hitanareo amin'izany ary !!




:) Tsy ekena!
Ny adalam-pitia , mitia.

Ny adalam-bola : mitia vola.
Ny adalan-damody : tia lamody
Ny adala...

NY FITIA izany AO ihany, saingy diso tafahoatra na diso fipetraka fotsiny!

24. rova30 ( 29/07/2009 22:31)
kotobekibo:

ka tsy atao + fa kosa atao multiplication

1 x 1 x1 x 1 x 1 ...... = 1 ihany

samy mànana ny kôty boritrany marina an! :-P



:) Mpampianatra o!

:arrow: Miala satroka ny mpianatra ^:^

:-w Atongilano kely fotsiny ny sofina roa dia mety ho mety angamba ny kaontitsika.
Mety handalo oniversitE ihany za raha izao no mitohy a! :-P

25. fijo ( 30/07/2009 19:47)
ka le saka miafina ko
26. marindra ( 30/07/2009 20:47)
miafina aiza fa le saka aza eo foana :-D
27. fijo ( 31/07/2009 20:42)
ao fa hokekeriko ny rambon'io
28. fijo ( 31/07/2009 20:45)
ary natao aiza kay le PS taloha nahafatifaty iny?
29. marindra ( 31/07/2009 22:13)
fa io ray io nga tsy mba mahafatifaty :-D :-D :-D
30. rhina ( 11/09/2009 06:36)
misy ko ne reto ny olona ianao ts mahalala akory oe tia anaoizy nefa ai iz tia anao d avy eo iz tonga d miaovonavona mints iz d gaga enao oe naina ary in lelahy iny
d manontany ny namany d avy eo enao tena tapatsinay mints
zavatra ts fantatrao kory
fa nena lo voa maika arabaiko ra vo fantatro oe miavonavona
hiii!!!

fa ny lehilahy mints ve no mpanao anzany ae!!!

fa io arakaraky ny tsirairay e!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4665