Tandremo ! Arnaque!!

1. Djhamhal ( 23/07/2009 07:57)
Asa na efa nahazo anareo ny tranga nahazo ahy , fa misy mandefa mail de milaza fa nahazo gain t@ tombola za ! ary izy io de nosarihana t@ adresse mail ary de voasarika tao ny adresse ko ! olona avy any Londre any no mandefa azy io ! de lazainy fa mahazo 200 000 £ za; fa kosa takiany 550£ hikarakarany ny dossier hono ! @ manaraka omeko eto ny adresse sy ny site ny ! fa mbola eo ampitadiavana porofo za @ zao! satria efa nojereko t@ site hafa le izy de tratrako tao ny momba azy!
novalian'i papala ny 05/10/2009 10:04
2. xxx ( 23/07/2009 08:31)
Ny ahy indray efa in-2 , avy any Espagne, courrier postal indray no nahazoako azy . Izy mbola tsy nangataka vola aloha e, fa avy dia nentiko tany @ WC ilay taratasy , tsy nanao investigation akory aho
3. ni81 ( 23/07/2009 08:38)
Asa na efa nahazo anareo ny tranga nahazo ahy , fa misy mandefa mail de milaza fa nahazo gain t@ tombola za ! ary izy io de nosarihana t@ adresse mail ary de voasarika tao ny adresse ko ! olona avy any Londre any no mandefa azy io ! de lazainy fa mahazo 200 000 £ za; fa kosa takiany 550£ hikarakarany ny dossier hono ! @ manaraka omeko eto ny adresse sy ny site ny ! fa mbola eo ampitadiavana porofo za @ zao! satria efa nojereko t@ site hafa le izy de tratrako tao ny momba azy!
ka na eto @ internet aza dia feno e! fa tsy sahy nitaky vola aloha izy tamiko hatr@ zao :)
4. ari.malala ( 23/07/2009 10:01)
Djhamal a, efa misy dinika toy ity anao ity http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a578e93ea531
Ny fanafodiny dia tsy manome suite akory!
5. tess ( 23/07/2009 10:40)
TONGA de ampiahory hoe : arnaque be ny anao fa sao mba ho toriko eo! fa jereo fa tsy mi insiste tsony
6. tess ( 23/07/2009 10:42)
na tonga dia signaléna am police fa efa malàza io arnaque io anefa fetsy izy fa any am cyber izy no mamorona compte, tsy afaka arahina akory... ny mitandrina ihany
7. Djhamhal ( 24/07/2009 10:53)
fa le izy anie ry reto dia sahy mandefa certificat ;de ny photo copie passport de ny photocopie badge sns...., de roboka lou za fa vao tonga teo @ fitakiana vola kosa ho frais n'ny dossier ko de mailo za satria za ve no tokony homena vola de za ndray no hakany vola ? tsy lasa zany! de zay no hitantarako anareo ny momba azy! fa le izy tsy olona aty afrika fa avy any londres ary ny coordoné ndry zareo dia any avokoa satria misy hatr@ certificat juridique ndry zareo izay nivoaka tao londres ! ka ahoana ny hevitrareo?
8. xxx ( 24/07/2009 14:42)
Djhamhal:

fa le izy anie ry reto dia sahy mandefa certificat ;de ny photo copie passport de ny photocopie badge sns...., de roboka lou za fa vao tonga teo @ fitakiana vola kosa ho frais n'ny dossier ko de mailo za satria za ve no tokony homena vola de za ndray no hakany vola ? tsy lasa zany! de zay no hitantarako anareo ny momba azy! fa le izy tsy olona aty afrika fa avy any londres ary ny coordoné ndry zareo dia any avokoa satria misy hatr@ certificat juridique ndry zareo izay nivoaka tao londres ! ka ahoana ny hevitrareo?



Alefaso any @ pra dia izy mitady azy e
9. ari.malala ( 28/07/2009 12:05)
Zà hoa efa naika voa! dadanay no nahazo mail, d izy ts manana compte am banque, d zà no norisihany hoe ndao alefa any ny IBAN sy ny numéro copte sy ny swift sy ny in aby ts tadidiko, fa tena vola b io raha azontsika (toa 3000 € izy izya raha ts diso ah) fa nieritreritra kely ftsn ah, d niteny hoe non ts alefa any ny coordonnées ko! nijery docs @ commentcamarche.net amizay, fa ankona ftsn hoe raha sanatria nalefa tany ngamba d ts haiko... nefa moa lazain'ny namana eto hoe ny coordonnées ftsn ts manin fa ny numéro carte sy ny mot de passe no tsy azo omena.. Zà nefa matahotra iany hoe raha tambazany vola ao v ny mpiasan'ny banky tsy hanome!! Ny fanafodny d ts manome suite iany! izay no fahendrena!
10. tess ( 28/07/2009 21:19)
6. Mpandefa : Djhamhal [ Valio ] 24-07-2009 12:53:06
Lohateny : Re : Tandremo ! Arnaque!!
fa le izy anie ry reto dia sahy mandefa certificat ;de ny photo copie passport de ny photocopie badge sns....,

fopla dool reny bidon! raha mahazo anlay documents ianao de hoy enao hoe tena izy tokotrany, ny ratsy tsy kely lalana sady efa complot ndreo any lay izy de refa tonga ny volabe alefanao ho azy dia ifampizaranjareo
11. tess ( 28/07/2009 21:27)
Zà nefa matahotra iany hoe raha tambazany vola ao v ny mpiasan'ny banky tsy hanome!! Ny fanafodny d ts manome suite iany! izay no fahendrena!

ka ny mpiasan'ny banky aky tsy ho azony amzany ah! raha resaka sur place mety ho voasitona ihany fa ilay izy resaka virtuel tondé kobo hoe arnak avy hatrany, raha hande hatao hoe tambazany vola ny mpiasan'ny banky, mi risk am asany izy fa alohan'ny hiriskény am asany dia ny vola alou no mahamaika azy , ka raha tsy azony ny vola tsy hanao anzany izy.....ANEFA LAY tsy vanona arnakeur isany tsy hanana vola mintsy alefa izany .;. ny volanao no tedaviny kou
12. ari.malala ( 29/07/2009 07:21)
De zay angaha... Fa tsy manome suite ihany hoa! tsy mamaly izay mail alefany akory. Rehefa ela v ny ela hitany tsy mivaly ny mail ny tsy hitady cible hafa ndray iz e!
13. tess ( 29/07/2009 10:47)
na mody hanorato de ampitahory oé toriko nareo fa mitady aranaka defa kopy izy hoe tsy azony ambakaina zay ndry
14. kotobekibo ( 02/08/2009 22:08)
TANDREMO fa za koa efa saika voa ! ! ! !
any londre hono ilay izy ary lazainy fa nahazo LOTO hono zà ary mila mandéfa 2000€ ( frais isankarazany ) hi-deblokena ilay vola 500 000 €
(resaka t@ mail io , ary nasiany tel )
gratos moa ny ahy ref miantso tel fixe europe , nantsoiko d lhl maizina no mamaly d milaza fa directeur hono izy .( nefa lé anarana tena anarana vazaha beuuu )
D hoe telefoneo ity n° ity fa io no comptable , nantsoiko . Mbola lhl maizina hafa koa no tao nefa ny anarany tena vazaha beuu koa !
Tsy mazava ity hoy za d navelako tany , d nandefasany mail hafa za hoe ity ny manamarina fa tena ok io fa inn akory ny izany eo .

Efa filiere malaza b ireo , nisy reportage momba an'io t@ TV efa ela fa tsy tadidiko ny titre
15. rakapy ( 03/08/2009 10:02)
Ny ahy dia tsotra ny fitondrako itony zavatra itony:
1/-Raha tsy nilalalao na nanao loto sns aho ka mahazo email na karazan-javatra milaza fa nahazo loka aho dia tonga dia zaoridira izay no dikany.
2/ Aza milalao na miloka @ Internet.
3/Aza mora rebireben'ny olona @ chiffre na dia tsy manam-bola aza ianao.
4/ Tsy misy vola zaraim-potsiny izany amin'izao fotoana izao ka aza misahiran-doha ny hoe nahazo loka sns... nefa ianao aza tsy nilalao akory.
16. Djhamhal ( 14/08/2009 08:37)
de @ zao izy tsy mi insiste tsny satria ny nataoko?: ozy za we tsy manana le vola tadiavinao wa za le 550£ io fa esory @ gaing ko wa na payeo @ volanao aloha de doubléko na tripléko miitsy wa ny volanao refa débloquer @ compte ko le izy , ka samy fetsy tsinona ka , iza no handefa vola fahatany any aminy eo! JACKIE RODWELL.
Address: KY 743 HOLBORN, LONDON
PAY: UNITED KINGDOM .
Io le olona handefasana vola @ western union hono !
17. papala ( 05/10/2009 10:04)
za efa nahazo oh io de oh tr'izao no nanaovako azy : novaliako foana ary farany de nataoko hoe : fa zao alaivo amin'io vola azoko io daholo ny tokony ho frais takinao amiko dia izay ambiny de alefaso ny volako de nomeko azy daholo ny N° ny compte ko. de fa talohan'izay de efa nanontaniako ny tao @ bank de ozy hoe tsy afaka misintona ny volanao izy fa ny mandrotsaka ihany no azony atao. de zay no nasahiako nanome ny N° compte. de mbola nahita navaly izy hoe tsy mahazo misy mikitika hono lay vola be zany , fa tsy maintsy alefanao io frais io. de efa hitako fa fandrebirebena fotsiny de : nitenenako teny ratsy be t@ teny malagasy lava be mihintsy. de tsy sahy namaly intsony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1529