Moyenne de 7/20 de afaka

1. rabaradaka ( 23/07/2009 06:39)
Dadatoa sy nenitoa a, tena simba ny taranaka amin'ity HAT-nareo ity, aiza ve ka moyenne de 7/20 no nahazoan'ny ankizy CEPE teo :}
Mba tsy rariny kosa e, ny BEPC sy ny BAC izany aloha dia ho zaraim-potsiny amin'ity taona ity e, dia samia mahatsiaro saina fa hanimba firenena ity HAT ity :!:
novalian'i fijo ny 23/07/2009 19:59
2. essera ( 23/07/2009 09:56)
D mba mitadiava porofo am zay les ry baradaka fa aza mody mibaradaka eo elah. Zazakely 7 ans afaka cepe ery moa d efa mahavelom-pialonana an-drangah. Efa tsapa efa ela be wa le toe-tsaina hoe rah vao tsy zah no tompon'ny zesta d null daholo izay mandray anjara eo.

Ary tadidio fa ianao milaza tsy anontaniana koa satria tamin'ny andron'ny Dadavalo dia mpampianatra mihitsy no niteny fa hamoraina ny fanadinana tamin'izany fotoana (cepe io) mba hahafahana mi-justifier amin'ireo mpamatsy vola fa mampianatra tsara ny zaza malagasy i Dada.

Ao ve ?
3. xxx ( 23/07/2009 10:06)

Mampirevy ny vahoaka indray ny HAT :-)

Ny fitsaràna ny CEPE aza dia efa raharaha be teo koa
4. essera ( 23/07/2009 10:42)
Mampirevy ny vahoaka indray ny HAT
Ny fitsaràna ny CEPE aza dia efa raharaha be teo koa

izao ilay tohin'ilay toe-tsaina izao rehefa zatra nozarina tamin'ny tsy mety d izay hita rehetra rehefa tsy eo am tena ny pouvoir d lazaina tsy mety daholo.

Averiko am le kila manao cagoule fa ts mpanohana fitondrana Essera nefa koa tsy tia an'le adkle manao cagoule nefa te hiteny.

5. xxx ( 23/07/2009 11:58)
Mampirevy ny vahoaka indray ny HAT
Ny fitsaràna ny CEPE aza dia efa raharaha be teo koa

essera:

izao ilay tohin'ilay toe-tsaina izao rehefa zatra nozarina tamin'ny tsy mety d izay hita rehetra rehefa tsy eo am tena ny pouvoir d lazaina tsy mety daholo.

Averiko am le kila manao cagoule fa ts mpanohana fitondrana Essera nefa koa tsy tia an'le adkle manao cagoule nefa te hiteny.


Ary toa toi irery sisa ny eto fa lasa aiza ny ankizy e;
tsy sempotra be ve sa maharaka ihany

:-D :-D :-D
6. Bazily ( 23/07/2009 12:48)
Dadatoa sy nenitoa a, tena simba ny taranaka amin'ity HAT-nareo ity, aiza ve ka moyenne de 7/20 no nahazoan'ny ankizy CEPE teo
Mba tsy rariny kosa e, ny BEPC sy ny BAC izany aloha dia ho zaraim-potsiny amin'ity taona ity e, dia samia mahatsiaro saina fa hanimba firenena ity HAT ity
Ny zava-nisy kosa aloha dia nohamoraina ny fanadinana fa tsy dia hoe nampidinina ho 7/20 ny moyenne dia afaka, nampidinina rahateo ny delibération (9/20) mba hanasohasoana ny fitondran'ny HAT. Nisy ankizy mpanala CEPE eto akaikinay fa tena nilaza izy ny andron'ny fanadinana fa na ny sujet tany @ examen blanc aza mbola sarotra noho ny natrehana tany @ CEPE. Ny antony araka ny fahitako azy dia noho ilay fihatoana naharitra teo @ fampianarana noho ny toe-draharaha nisy teto @ firenena, mba tsy haha taona fotsy ity taona ity dia nohamoraina ny fanadinana. Ny olana dia ny ankizy no voa mafy, tsy ao @ niveau tokony hanana CEPE na BEPC na BACC akory ireto ankizy nefa manana izany dplaoma izany. Ny nouveau Bachelier @tytaona ity aloha dia maro no hikatso rehefa tonga eny @ fampianarana ambony raha ho hamoraina toy izao daholo ny fanadinana. Raha mba hi-dekajejo hiampita an-driaka moa dia vao maika manala baraka ny malagasy fa tena mety ho latsaka ambany mihitsy.
7. xxx ( 23/07/2009 12:57)
Ka io no ataoko hoe mampirevy ny HAT e , nefa tsy mahasoa an'iza n'iza fa FITAKA fotsiny

Tena mihamarina hoe MPAMITAKA FOTSINY ireto TGV ireto !!!
8. nancy ( 23/07/2009 13:45)
Raharahan'i tgv inona izay hoavin'ny ankizy malagasy any. Ny zanany ve izao tsy any andafy daholo ireny no hianatra. Ny gasy ihany no miantoka eto...

xxx:

Ka io no ataoko hoe mampirevy ny HAT e , nefa tsy mahasoa an'iza n'iza fa FITAKA fotsiny

Tena mihamarina hoe MPAMITAKA FOTSINY ireto TGV ireto !!!



9. fijo ( 23/07/2009 19:59)
dia tena sahin'i essera ve ny hilaza fa tena nisy fanadinana natrehina tampilaminana teo????nefa miaramila no miaro ny toerana fanaovana fanadinana????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2285