Toe-karena, sosialy ary ny politika TGVendrana

1. penguin ( 22/07/2009 05:57)
Milaza ny filohan'ny FAT tgvendrana fa "tsy maintsy mandroso Madagasikara" saingy vitan'ny resaka sy kabary atao tsianjery vé ny fampandrosoana ara-toe-karena sy ny fandaminana ny fiaraha-monina. Fiazakazahana hanatanterahana ny "Relance Economique" izay nopotehina tamin'ny fanjerana fanjakana miampy ny fandravana sy fandoroana orin'asa sy fananan'olona o mbola atao aloha izao hoy ry tgvendrana isany. Ny FATY olona etsy sy eroa manova ny toe-tsain'ny mpiara-belona ary variana ny mpitandron'ny filaminana ka tsy hita ilay hoe "MIARO NY AIN'NY OLONA SY NY FANANAY". Mitady hevitra hamotehana ny tolon'ny vahoaka tsy mankasitraka azy ka mamono olona amin'ny famoronana bomba asa-tanana izay hita resabe sy famitahana vahoaka tsotra izao. Iza no tafiditra any amin'ireny toerana lazaina nisy bomba tgvendrana ireny fa tsy izy samy izy ihany. Anarana tanim-boanjo ka mahamenatra ilay ravalomanana zandary be resaka mitomany ho boay kely. Mitohy ny fandalinan'ny vahoaka ry tgvendrana isany na donto aza i zilbera raharijatovo tsy nanome ny fianarana nataon'ny tgvendrana isany.
novalian'i fijo ny 22/07/2009 22:06
2. cellga ( 22/07/2009 06:12)
:( marary ery ny fonao fa feno tsy fitiavana ny HAT, ntso dia sentiments anie zany é nefa politika sy toe-karena no resahina!
hoy penguin:
"mamono olona amin'ny famoronana bomba asa-tanana izay hita resabe sy famitahana vahoaka tsotra izao"
inona kay ny porofo anananao momba io toe- javatra io , sa ny FONAO no nanambara izany anao?
ny mpitondra na iza na iza dia samy milaza io teny: hampandroso an'i Madagasikara io fa hatr@izao mbola ity ihany i Madagasikara, na ny AREMA na ny TIM mbola tsy nisy nahatanteraka an'io, ary raha ny toe-jhavatra ankehitriny no dinihina dia tsy hahavita izany koa ny HAT,
Mpitondra "intellectuel "sy tia tanindrazana tsy miangatra ihany no hahavita izany, hatreto dia mbola tsy nisy nanana ireo roa ireo miaraka.
3. benkintana ( 22/07/2009 10:27)
Diso be elah ry celiga ,ny anaranela aza atao atsapaka fotsiny tsisy fieritreretana,
Io leszy peguin aleo hitan'ny havany eo reo foza tgvendrana reo a,de zay mbola mahita any de lazao eto dôly :-D :-D
4. essera ( 22/07/2009 12:52)
Maina mits ny zanaky dada zany a. =)) =)) =))
5. benkintana ( 22/07/2009 16:20)
essera ato zany koa kotsa loatra ha ha ha,ao @ zay elah amboarina
6. bazylou ( 22/07/2009 18:57)
tratra daholo ny gtt sy ny rsa mianakavy , kle, mitsoaka sisa no adindry lerony eo :-D :-D
7. fijo ( 22/07/2009 22:06)
amin'ny fomba ny tany misy lalana aiza re no misy hoe ,tsy nisy fanadihadiana sy fitsarana akory dia iny fa avoaka gazety hoe ireto no manao izao baomba rehetra misy izao?????izao vao miha manaratsy laza ny hat eran'izao tontolo izao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0368