tacleny ratsirahonana ny hat bravo...
1. vitamatavy
(
21/07/2009 22:20)
voalaza fa nanao accord secret i ratsirahonana niaraka t@ frantsay ary dia ho dakana i rois de fous,mh mahafinaritra izy izany ,
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php
izay voadaka ao @ hat malalaka magro handraisana anareo @ fomba ofisialy ry zalahy mpanohitra ny hat an
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php
izay voadaka ao @ hat malalaka magro handraisana anareo @ fomba ofisialy ry zalahy mpanohitra ny hat an
novalian'i fijo ny 22/07/2009 22:10
3. rabaradaka
(
22/07/2009 05:38)
Zao dadatoa, misy texte nosoratan'ny Ratsirahonana ho an'ny La France saika havoakako teto saingy tsy naseho noho ny antony maro, izao no ambangovangony : ilay fandraisana fahefan'ny Andry RAJOEL dia coup d'Etat ary nampian'ny miaramila izy. Dia misy toa izao koa : tsy mahay ary tsy manana fahaizana mitarika firenena mihitsy ny PHAT satria tsy misy expérience.
Zavatra sahala amin'izany no tao amin'ilay texte.
Dangereux ho an'ny fiarahamonina mihitsy ity Ratsirahonana ity
Zavatra sahala amin'izany no tao amin'ilay texte.
Dangereux ho an'ny fiarahamonina mihitsy ity Ratsirahonana ity
4. benkintana
(
22/07/2009 10:29)
hoy rabaradaka
Io tena tanalahy gaigy ,mitovy2@ savony vava Andriamanjato koa
:cry:
Dangereux ho an'ny fiarahamonina mihitsy ity Ratsirahonana ity
Io tena tanalahy gaigy ,mitovy2@ savony vava Andriamanjato koa
:cry:
5. patrick2002
(
22/07/2009 12:05)
:-D :-D :-D sao dia novidiny GTT ho eny @ MAGRO koa Ratsirahonana :-D :-D :-D
Efa mividy vola an`i HAT angaha fa tsy misy manaraka , :-D :-D
Ary efa voaloa ve aloha ny karamany satro-bory eh! :-D :-D :-D
Tandremo fa izay voadaka ao @ Magro tsy mila azy ny HAT ah! :-D :-D :-D
izay voadaka ao @ hat malalaka magro handraisana anareo @ fomba ofisialy ry zalahy mpanohitra ny hat an
Efa mividy vola an`i HAT angaha fa tsy misy manaraka , :-D :-D
Ary efa voaloa ve aloha ny karamany satro-bory eh! :-D :-D :-D
Tandremo fa izay voadaka ao @ Magro tsy mila azy ny HAT ah! :-D :-D :-D
6. xxx
(
22/07/2009 12:45)
Mba hakaro ny niveau-nao ry patrick 2002 a!efa 2009 isika izao ,iz koa no olona dia hidina any @hat ,ny magro tsy mangalatra ,tsy mamaky trano ,tsy panendrikendrika ary tsy mahay sy manisa baomba ohatranareo hat,taiza koa no bola baomba tsy nipoaka dia efa fantara ny isany raha tsy teto madagascar,heverinao fa tsy nahita fianarana ohatranao daolo ny gasy ka ho vidin-drajoelina lava nify eo,dia mivovo ange izany na ho any na tsy ho any satria baiko azon-tsenagaly ,mba hakaro 1 ny niveau nao ,omaly enao mitady hamosavy ny gasy amin'ny rano n'i mandroseza ,mbola ho aiza anefa ny hanjo andradomelina !!!mandrora mitsilany lava eo !!! lalao bola lava ,hasaivo mandositra dieny tsy voasambotrin'ny capsat hihi!!
7. pink
(
22/07/2009 13:33)
ho vizana ihany ianao ry patrick2000 hiaro ny FAT fa tsy maintsy miafara amin'ny famadihana palitao io atsy ho atsy. Hifanondro molotra eo ianareo mianakavy dia hiparitaka...Angaha mora izany hoe mamitaka vahoaka...Misy limite ny rehetra fa ny anareo toa à grande vitesse rehefa ilaza angano ny vahoaka.
Vola no mampihavana anareo fa ny lainga mety tsy hitovy koa.
Vola no mampihavana anareo fa ny lainga mety tsy hitovy koa.
8. xxx
(
22/07/2009 14:04)
Ny mpandinika rehetra dia samy mahita fa ho voadakàn'ny sasany moramora eo i lapin, question de temps fotsiny ! Le pauvre !!!
9. fijo
(
22/07/2009 22:10)
rapa an,aleo ho fanatr'ialahy,fa ny HAT izao no manomboka mikoty ny olona niaraka tamin'i ravalo teo aloha rehetra.
ary izany zavatra izany dia isan'ny tena maharomotra an'ingahy monja amin'i andry
ary izany zavatra izany dia isan'ny tena maharomotra an'ingahy monja amin'i andry
