Mahita fika hialana pà indray ianao Mr Rajoelina an
1. Mirananirina
(
21/07/2009 13:13)
Le terrorisme porte un coup d'arrét aux négociations de sortie de crise
dia hoe noho io dia tsy vita ny négos hihihi,hita hoe fika namboarina daholo hialana amin'izao crise izao,fa ireo no tomponan-draikitra fa tsy izaho TGV.
dia hoe noho io dia tsy vita ny négos hihihi,hita hoe fika namboarina daholo hialana amin'izao crise izao,fa ireo no tomponan-draikitra fa tsy izaho TGV.
novalian'i vitamatavy ny 21/07/2009 21:47
4. pink
(
21/07/2009 21:29)
Tsy taitra ianareo fa efa manombika mitsikera io Fat io ny firenena rehetra
5. vitamatavy
(
21/07/2009 21:47)
eto misy jamba tsy mahita ny masony ny zavatra ataon'io hat o depuis nangalany ny fanjakana ,efa lasa nandroso be dago e tsy ohatran'ny t@ andron'i ra8 sady lasa nisy democratie be
