ary maninona no tsy ipetrahandry tim and co

1. bazylou ( 20/07/2009 18:04)
le lapan'ilay amperora reraka eny imerikasinina e =??, :-D :-D
novalian'i max2 ny 21/07/2009 06:41
2. xxx ( 20/07/2009 18:08)
miala any dray ry boloky, manao hevitra boloky v ra bazylou รด!!!
3. bazylou ( 20/07/2009 18:11)
ka tsy maintsy hoe izany foana anie ny olona tsy mahita avaly e, sa ahoana ry mpanao x gaigy lahy, :-D :-D
4. xxx ( 20/07/2009 18:18)
resadresaky ratsirahonana sy ny hasina ery amorom-pantana d haverin-dry boloky!
5. tsimatimanota ( 20/07/2009 18:46)
C NUL TA FACON DE PENSER "BAS ZIZI LOUP"
6. max2 ( 21/07/2009 06:41)
ra amperora reraka ary izy de enao zany andevo reraka sady manao lohana andevo tsy misaina fanga 1 andro ny fiainana no miseho 2 aminity fitondrana alatra ry maba reraka .mbola ho avy ny anjaranao fa aza taitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0822