ny alika tsara baiko tsy miala @ maitre-ny

1. ouiandry ( 19/07/2009 04:43)
efa nolazainay t@ fomba ofisialy fa efa vita ny andraikitra nankinan tamin'i Andry Rajoelina d ny fanonganana an'i lé8 zany, zahay koa dia nahavita ny andraikitray satria raha toa ka ny anay ny PS-nay no nopehana teto @ serasera d ny TIM-GTT lasa nitsoaka ka niova PS no maro eto amizao, izany zavatra izany d tsy misy ninn azo atao satria ALIKA TSARA BAIKO NATERAKA HANOMPO an'lé maitre ireo OSY MAINTY ireo, ny mpiandryvavady lehery moa d niezaka nanidy ny vavady araka zay azony natao fa zahay tafiditra eto foana satria efa tafapetrakay le fomba fampitana hevitra! noizany d afaka tsy miditra eto ntsony isika TGV sy anti-lé8 fa aleo ho an'ny very finanana sy ireo tsy afa-miala fa matahotra ny ainy sisa ity serasera politika ity,mahatoky ny fahendrentsika ny fianakams, afaka mandry ivon'ny vato isika fa tsy tafaverina eo intsony i lé8 izay mpanompn'i satana, ary aza manana ahiahy fa raha ny aterineto anie no jerena d efa lé8 no mitondra é, fa tongava aty madagasikara d ahita oei iza marina no mitondra valiny HAT! 2-5 isanjatony ny gasy ihany no afaka mijery aterineto noho izany tadidio fa tsy any europe na any usa isika ka oe anterineto no entina hivohizana hevitra taingina feno lainga d handeha ny tantara.
2. patrick2002 ( 19/07/2009 05:10)
coucher :-$ GTT coucher :-$ GTT
3. vitamatavy ( 19/07/2009 05:55)
ntsooo............... tonga ihany en fin ny fanakaviana mazotoa misera e :-D :-D :-D
4. xxx ( 19/07/2009 06:01)
ho lasa antoko masaka ity gtt ity raha izao no mitohy kle tohizo ihany e :* :* :* :*
5. xxx ( 19/07/2009 08:18)
Zay filazanareo tgvendrana mba miala rEfa tsy ekena ny ny firenena eran-tany f'aza mivovoha lava oe le patrick 2002 tara be efa 2009 isika zao ,enao karamaina hivovoha dia manao ,efate hial ange radomelina faporetin'n-dry zokiny ,ireo mpivarotra tanindrazana ra ba misaina kely miakatra eo @fitondrana satria safidim-bahoaka fa tsy manakarama miaramila reraka hanongampanjakana ,ny anareo moa tsy ny ati-doha no miasa fa ny fahambanian-tsaina ka bola mahita lazaina foana ,ny gtt mijoro foana na hihodin-kavia enao na havanana ,fa ny marionetim-bazaha ohatran-dradomelina no sahiran-dava eo ,miketrika tetidratsy hatraiza 2 fa tsy misy panao combien fa coup d'état no hahalàlana ny olona misy cerveau azy fa ny tsy misy cerveau fa vaokarama hiaro azy asa enao io tsy karama vary masaka ve no ba azonao any aminy misy hividiananao vary mitsangana eny @13 mai,indrisy ry toetsaina lomorina !!!
6. xxx ( 19/07/2009 09:48)
"ouiandry":
ny TIM-GTT lasa nitsoaka ka niova PS no maro eto amizao
ka raha tsy kely saina ohatranao ny mpisera ka hiova ps tahaka anao isaky ny raiminitra zao ! ny mpisera anie tsy donto tahaka anao ry oui oui e! fantatry ny rehetra fa olona IRAY ihany no mitondra ireo ps bobaka be ireo ! ary azo porofohina io.
"ouiandry":
tsy misy ninn azo atao satria ALIKA TSARA BAIKO NATERAKA HANOMPO an'lé maitre ireo OSY MAINTY ireo
soahiany fa mahatsapa tena ianao, kay ve ianao io alika e? voabaikon'i tgvendrana? tena fozaorana marina!
7. halloween ( 19/07/2009 11:49)
xxx5 zao tena hita mintsy oe toa alika tsara baiko tsy miala @ maitre-ny an, OSY MAINTY mimenimena very mpiandry, naninn tsy nasaina nidina tsara ny vavahady, d elah aza mangalatahaka ry xxx fa zahay no namorona an'io oe Ny ALIKA TSARA BAIKO TSY MIALA @ Maitre, zahay ngaha mitreté anlah oe foza, zay mitady zavatra hafa, ny anay zao d zao:
lehery: mpiandryvavady
noue: mpametaka afisy i vitamatavy mou no nanolo anazy fa lam zéebé (AVADIO) izy teto fa maina be d efa nahita lubrifiant tao @ fianakams tao @ sex shop d efa sa va d tsy mandalondalo satria efa petsa tao @ ambasady
bekintana: mpitaty ra-kena, mpitaty reraka
8. bazylou ( 19/07/2009 17:14)
ho ela velona i tgv :-D :-D
9. fijo ( 19/07/2009 19:30)
izao ve sisa no resaky ny TGV????????toa tsy misy hevitra fa resaka adala sisa
10. pink ( 19/07/2009 20:18)
Raha ny marina dia efa mahatsapa i ouiandry,sy bazylou fa tena araka ny vahoaka ny marina rehetra dia ny fanaratsiana sisa no ataony.

tsy aleo ve ekena fa mijaly ankehitriny ny vahoaka e...rehefa diso lalana dia aleo mangina ry foza a.
11. patrick2002 ( 20/07/2009 04:43)
fa tsy nijaly t@ androny dada oh ! nihinana menaka sy dobera tsara ny malagasy , :lol: :lol: :lol:
12. ouiandry ( 20/07/2009 04:56)
pink:

Raha ny marina dia efa mahatsapa i ouiandry,sy bazylou fa tena araka ny vahoaka ny marina rehetra dia ny fanaratsiana sisa no ataony.

tsy aleo ve ekena fa mijaly ankehitriny ny vahoaka e...rehefa diso lalana dia aleo mangina ry foza a.

aza afangaro ny VAHOAKA MARO AN'ISA sy ny MPIASAN'NY TIKO, tsy mbola lasa mpanompon'i lé8 daolo ny malagasy fa mbola ny 0,0077TN (avy ao tana io) fa tsy adala akory ny oul rah mahita fa maroanisa ny mpiondana, rah maroanisa ny mpiondana tsy mila mametraka bomba, momba ny bomba d jereo ao @ site ny TIM fa misy torohevitra fanamboarana bomba ka aza be kozy fa io tsy lasa lavitra, i lé8 anie ilay atao oe TSALO MASISO mpanavakavabolokoditra!
13. benkintana ( 20/07/2009 15:57)
KIIIIIIIIIIIIII,mbola manompo sampy olona TGV ihany ve reto rapah sy oui oui kely reto klé,tena vedrap zan y raha kôfy ry kidoro sy essera zao efa mandala ny handroson'i Madagasikara ry zalah ndray ty no mihantehitra @ hazo boboka :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0551