hoan'ni patrick2000

1. fijo ( 18/07/2009 19:21)
17. Mpandefa : patrick2002 [ Valio ] 18-07-2009 09:42:40
Lohateny : Re : Resy lahatra hono ny pro-HAT
Hoy i benkintana:

Efa koboko anie lery le nila vanony t@ lah iny fijo e, kay nedala ty tena tgv fopla ,sady manao adim-pozatay refa tairina kely klé ha ha ha,aza be taraina hoa!




izaho lety matoa mitifitra an`i fijo fantatro fa i ra -Fijo miditra xxx rehefa hamely anahy ah! ,ary tonga dia hintsiko ,tsy miafina mihintsy. "

raha manana porofo rapa fa niditra xxx ny tenako dia mba asehoy kely eto hoe hoviana izany no nisy??????omeko alalana mihintsy ny admin rehetra eto hampiseho ny fotoana nanaovako xxxxx teto.

izahay sy naritsimba eto no olona tsy mba manao xxx izany ngamba ary izahay roalahy koa dia tsy miafina izany mamely izay asianay fa asehonay ny hevitray.ka miandry ny porofo aho rapa.ary rah atsy misy aza manely tsaho fa efa hay fa fombanareo tgv io mamorona io
2. pimaso ( 18/07/2009 19:38)
FAIR PLAY FIJO
TGV C N EST QU UN NUAGE A MADAGASCAR
APRES LA PLUIE C LE BEAU TEMPS
LE SOLEIL RA8 VIENDRA
DAGO LE RECONNAITRA A JAMAIS
AMEN
3. fijo ( 18/07/2009 19:43)
an an,milaza fa nahita izy ka andrasako ny fisian'izany
4. xxx ( 18/07/2009 19:49)
tafaverina kely eto aho androany dia namaky ny zavatra lazain'io patrick io! ny mahagaga dia hoy izy atsy ambadika atsy
"patrick2002":
Izaho manokana aloha dia tsy hitako intsony izay hiadiana hevitra matotra ato amin`ity forum ity
dia hoy ihany koa izy oe
"patrick2002":
fa amin`izao dia hitako ,fifanenjehana ,sy halako bika tsy tiako tarehy no hataon`ny ankabeazany
asa raha mba inona no misaina ao @ io bandy ? na z ay faran'zay foza aza tsy manao zao zavatra ataony zao ! tena fozaorana marina !!! ary lery anie no tena ratsy loha manenjika eto e ! dia be taraina rehefa ataon'ny olona nefa jereo ity ataony !! nefa tsy mahita aleha fa eto ihany anie e ! maharikoriko !

zay aloha fa nitsorika kely fotsiny dia mazotoa daholo e !
5. fijo ( 18/07/2009 20:03)
ny ahy ilay izy milaza fa mampiasa xxx aho no tena mahagaga ahy,ka hiandrasako porofo mivaingana avy aminy.
6. patrick2002 ( 19/07/2009 00:50)
porofo inona no homeko an`ialahy ,f`angaha crime sa heloka ny fidirana xxx amin`ialahy ,
raha manana porofo rapa fa niditra xxx ny tenako dia mba asehoy kely eto hoe hoviana izany no nisy??????omeko alalana mihintsy ny admin rehetra eto hampiseho ny fotoana nanaovako xxxxx teto


Fa mba avoahy koa ny an`ilahy ny porofo hilazan`ilahy fa miditra xxx patrick2002 ,an`ilahy manokana izany kah hozarain`ialahy amin`iza,
Ny ahy aloha dia tsy ho zaraiko ny fahafantarako fa iza ity xxx ity ,fantatro fa na dia i sefo Hery aza miditra xxx ,ny fomba fanoratry ny dia midika fa i Hery ity ,aru manana PS hafa koa izy ,ianareo GTT rehetra ps vaovao ireo olona efa tato daholo no miova fotsiny ,satria ny fomba firesaka hatao fomban`andevo ,dia hovaina ny PS fa kobo foana lty ah!
7. patrick2002 ( 19/07/2009 05:05)
tena any @ tsy izy indray no voalaza teo ambony ka andraso ahintsiko.


izahay sy naritsimba eto no olona tsy mba manao xxx izany ngamba ary izahay roalahy koa dia tsy miafina izany mamely izay asianay fa asehonay ny hevitray


ka mba avoahy koa ny porofo hilazana`ialahy fa ra-pa miditra xxx
8. vitamatavy ( 19/07/2009 05:57)
IOio fanenjehana olona eto @ serasera io dia tantatra ny mpanao azy
ny biby mitoune no mpanao azy eto :-D :-D :-D :-D
9. Mirananirina ( 19/07/2009 11:14)
satria ny fomba firesaka hatao fomban`andevo ,dia hovaina ny PS fa kobo foana lty ah!

dray dray dray,tena efa famelezana mafy mihitsy izy izany marina.
Fijo a,inona moa no olana raha manao xxx i Fijo e,fomban'ny rehetra anie io e.
Tsy misy tsy manao kosa angamba eto,izay no antony nanasivana an'io ko,sa ahoana Fijo?.
sady i Fijo koa anie tena olona misaina be mihitsy fa tsy hoe
ianareo GTT rehetra ps vaovao ireo olona efa tato daholo no miova fotsiny ,satria ny fomba firesaka hatao fomban`andevo ,dia hovaina ny PS fa kobo foana lty ah!

tena mahagaga mihitsy.
10. bazylou ( 19/07/2009 17:16)
ny akoho tsy naneno hatrizay ef alanin'ny kary e,, aza mivarotra saka be loha eto, :-D :-D ,abat les gtt
11. fijo ( 19/07/2009 19:20)
be ny manao xxx eto fa mba hovian aaho no nampiasa izany.
tsotra ny profo momba izany rapa.alaivo le resaka "lazaina fa nataoko de niafina xxx aho"de asaintsika jeren'ny admin hoe iza le xxx tamin'io fotoana io.

ary taiza aho no nilaa hoe nanao xxx rapa?????avohay eto hoe izany resako izany?

marina fa tsy fahotan any manao xxx,fa tsy tiako ny mampiasa an'io,satria amiko olona tsy manaja olona sy tsy manana hazondamosinano mampiasa an'io.hevitra no ampiadiana eto ,ka tsy itako izay antny hiafenana.
miandry le prof aho rapa.io no fmba azo hanaporofona azy.de abohay eto le hoe za nilaza fa mampiasa xxx rapa.
12. patrick2002 ( 20/07/2009 04:41)
io anie ra fijo tsotra eh! t@ ianao mbola mpianatra dia rehefa misy namanao homeny prof zero fa nangalatahaka hono t@ interro ,dia ianao no sendaotra hoe tsy rariny izany ,fa nahoana ny akama no homena zero ,ilay akama eo mihanina fa tsy nangalatahaka hono.
Rehefa lasa prof ianao ( nanao SN) mitsara interro dia tena mahita ianao hoe toa efa novakiako ity feuille ity ,jerena avy eo tena mitovi ,tonga dia fantatrao hoe copie coller izany ,fantatrao hoe iza amin, izy roa no nangala-tahaka ,fa ilay ranamana tsy hiaiky mihintsy satria tsy nisy porofo kah ,ohatry ny izany ilay hataonao ,mitady porofo ianao ,tsy porofo n o ananako satria izaho tsy admin ,fa simple investigation tsotsotsoment fotsiny ,
13. benkintana ( 20/07/2009 15:48)
Ary elah ty ve rapah mahazo redaka sa donto ??? Aiza koa efa 11 lesy ny resaka de mbola tsy mazava ihany sanà!!!
Tsotra le kôzy ,aiza zany dinika nisy xxx zany ka nataon\'elah hoe i fijo io,dia asaina havoaka ,leleka efa roa andro lesy leity tsy mahazo resaka ,efa miporna marina :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0073