de ahoana indray hono ity ry zareo an

1. fijo ( 16/07/2009 21:35)
Monja Roindefo

Appelé par des adeptes du Doany Andriamisara à se porter candidat
jeudi 16 juillet, par Bill
Surprise ce mercredi 15 juillet quand le correspondant de la Radio Nationale dans le Boeny, fait intervenir dans les informations de 19 heures, un notable qui prie Monja Roindefo à se porter candidat à la présidence de la République de Madagascar. Évoquant les années de gloire de Monja Jaona en pays Sakalava et Tsimihety, ce notable a demandé la candidature du fils du fondateur du parti MONIMA car, à son avis, il le mérite et est en droit de le (..


de ry zareo mpiteny hoe rabe osy izany ahoana?????sa tsy be osy indray le??
novalian'i fijo ny 17/07/2009 20:26
2. zoam ( 16/07/2009 22:06)
asaivo milatsaka raha mafy be 22 no mba voix nifidy azy t@ fifidianana farany ,izay le année gloire azon'ny hihihi,zara aza nisy mpividy 22 nefa ny fianakaviana rahalin'i dada sy ny zanany rehetra efa mahatra 200 isa no manana droit de vote :* :* :*
3. xxx ( 16/07/2009 22:17)
toa hoe ny fianakaviany aza tsy nifidy azy ko ,aleo hitan'ny havany eo ,ra wiwi aza no nilatsaka tsy aharesy an'io ndaty lahy io ve
4. menalamba ( 17/07/2009 08:09)
Dia tokony ataon-dry zareo prézidan'ny doany fotsiny tsotra izao izy izany dia hatreo ihany ... :^)Dia maka sary kely miaraka @ lefom-pohy sy salaka dia iny no ahantona asiana soratra hoe prézidan'ny doany....Ao tsara!!!
5. fijo ( 17/07/2009 20:26)
hihihi de tena efa lasa fimehezana sisa le resaka le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1021