tvm sy rnm = akoho
1. scott
(
16/07/2009 10:00)
magaga mihintsny oa ry zareo fa ataon hat akoho mintsny ny tvm sy rnm ireo a! nefa ange ka ry tgvendrana iany no nandoro an'ireny e, nefa izao de asain' izy ireo mamafa ny malotony de manao
novalian'i fijo ny 16/07/2009 19:42
3. max2
(
16/07/2009 12:06)
reny ange le tsy manakambo zao ataony olona sahala ny alika atao oe tiô tiô de tamy nefa ange reto radomelina iany no nandoro anio samy tsy misy fotony daholo reo ny tgv mpandainga ny tvm rnm mpilaza lainga samy pamafy lainga daholo ka samy tsy misy ilana azy ireo amiko :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
4. ranoa
(
16/07/2009 12:39)
dia aoka isika hahatsapa fa ny atao hoe manao politika dia fakana seza ary mitazona izany araka izay azo atao amin'ny fomba maro izay heverina fa mety -toy izany daholo ny mpitondra rehetra nifandimby teto amintsika - ny vahoaka no tsy dia misaina loatra - izao ny hiran'i sareraka " misaotra anao aho Andriamanitra fa nomenao vahoaka dondrobelona " - isika ve tsy mahatsapa fa efa am-bolana izay " i dada " no nampanantena fa ho avy nefa aiza izao - dia io ny vahoaka dondrona fa manantena eo foana - famitahana vahoaka anie ny atao hoe" manao politika e " - ka ny Tvm sy RNM - asa ny azy dia ataony satria izay no nifanarahana tamin'ny fanjakana = manao izay tiany hatao mba tsy ho tapaka ny vola fandray isam-bolana -
5. Onjakeli
(
16/07/2009 13:46)
Ireny no adala e!voavidim-bola ka asaina mihinana kaka aza de manaiky. aza mba mpiasan'ny tvm sy rnm ihany ary aza maniry an'izany fa tena ataon'ny olona otran'ny alika
6. rayasin100
(
16/07/2009 13:49)
Radio sy TV an'ny Fanjakana ireo ka dia tsy maintsy mipasoka ny an-drafanjakana ??? Tsy misy idiran'ny maha dondrona ny malagasy izany fa mazava tsara fa ny fanjakana no manakarama ireo satria mpiasampanjakana ireo fa tsy mpiasambahoaka ary olombelo-tsy-akoho ??? Kanefa moa toa hoe ny vahoaka no fanjakana, fa ny karama no mahavoky ??? e e e de tsy haiko intsony izy ity e fa dia Hiverina Aimn'izay ny Taloha (HAT) raha lasa ilay Teo Ihany no Miverina (TIM) fa isika hono efa Tsy Gasy Vendrana (TGV) daholo indray eeeeeeee!!!!!! nefa mora miesona ??????????:oops: :oops: :oops:
7. xxx
(
16/07/2009 13:51)
Nareo Mpiondana ra8 hoa mahaiza mitadidy.
7 taona nisy olona mpanohitra fitondrana ve niditra tvm sy rnm
fa hatramin'ny nisian'ny HAT tsy nareo ve no nilaza teto fa petsa indray ny HAT
izahay mahita fa efa malalaka izay te hiteny
7 taona nisy olona mpanohitra fitondrana ve niditra tvm sy rnm
fa hatramin'ny nisian'ny HAT tsy nareo ve no nilaza teto fa petsa indray ny HAT
izahay mahita fa efa malalaka izay te hiteny
8. Onjakeli
(
16/07/2009 13:56)
koa hafahafa kosa raha ialahy niady an'izay indray no tsy namela ny hafa hiteny ao e!Petsa eo izy raha toa ka tsy malalaka amzay te hiteny ao. Sady de tena vendrana sy tsy mahalalala menatra raha tsy mahita fa tokony atao malalaka.
9. xxx
(
16/07/2009 14:05)
Fa mba lazao hoa ry onjakely ny fihetsiky ry zanaky Dada taminy tenin'ny ambasadaoro nilaza fa:
7 taona tsisy demokrasia
tsy mazava ny fitantanambola ka nahatonga izao tsy fisian'ny famatsianambola izao
inona no nolalaovindry senatera sy ry depiote e sao dia mba T.... hi hi hi
Mba lazao hoe mba hiomehezana koa

10. ndotofetsy
(
16/07/2009 17:50)
max2:
reny ange le tsy manakambo zao ataony olona sahala ny alika atao oe tiô tiô de tamy nefa ange reto radomelina iany no nandoro anio samy tsy misy fotony daholo reo ny tgv mpandainga ny tvm rnm mpilaza lainga samy pamafy lainga daholo ka samy tsy misy ilana azy ireo amiko :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
raha misy basy eo antampokandrina dia inona no atao??? na mankeny antanimora raha vao mibolila dia inona no atao. Voatery manaradrenirano angamba izy ireo
12. fijo
(
16/07/2009 19:42)
eto aho dia mray hevitra amin'i ranoa,ireo mpanao politika rehetra ao mada dia sahala daholo.manambany olona sy mihevitra ny olona ho dondrona.ary ny tvm,dia tsy misy maha mpanao gazety azy,fa izay tonga eo no tompoiny.ka na isik ahitsara azy ireo ,dia tsaraina daholo izay nataony tamin'ireo nitondra rehetra teo,na tsy mitsara azy