Inona no atao mba hitiavana olona iray
21. tess
(
16/07/2009 10:00)
ravonjison:
Rehefa tsy mitovy ry Onjakeli ny tadin-dokanga dia aleo adaboka any a .
ka ilay izy tsy resaka tadin-dokanga no tsy hiarahan'ilay sipa aminy fa izy mitsy no tsy amoureuse donko il faut pas insister.... aleo mireste mpinanamana fa manja koa anie e! iny aza ny relation maharitra ary mety maharitra mandrakizay
:-P
mbola tsy prince charamant-ny ilay nandona ny varavarany donko mbola tsy taitra izy e! ;-)
22. Papoose
(
16/07/2009 18:17)
tsy voatery mifankatia vao miaraka ka... rehefa ilay mifankahazo iny fotsiny aza izy vao tena manja ny fiarahana...mila mitandrina be eo @ le teny hoe miaraka io fa mety samy hanana ny fandraisany azy an! ny tena ratsy dia ny ray mihevitra serieux be dia ny ray manal\\\'azy ka zay voa eo dia hidiran\\\'ny rivotra!
zany hoe tsy tokony mieritreritra fanambadiana kosa aloha e. Tonga dia manimba revy be...za koa mahita an\\\'io hoe marina raha mbola vao fotoana fohy no niarahana, fa raha mba fotoana lavalava mantsy mba azo eritreretina ho realistic ihany!
aleo mireste mpinanamanabetsaka no tsary mahavita an\\\'io
23. simplex
(
16/07/2009 19:36)
ny tiako tenenina dia hoe rehefa tsy mi-investir serieusement @ ilay fiarahana (relation) enao dia mande wazy le izy. Tsy misy zalozy izany. Tsy misy bezizo sy bekonetaka izany. Tsy misy miatsara-velatsihy izany. Tsy misy mandainga (be loatra) izany. Tsy misy midongy tambitamby sy hoe tsy maintsy antsoina izany... bedabe ee.
Lasa mande jolie be le izy satria ra te hanao zavatra enao ohatra dia tena te hanao an'izay tokoa fa tsy hoe sao dia tezitra na malahelo izy. Zavatra sincere daholo no atao. Raha te hiantso aho dia miantso, raha tsy miantso aho dia tsy maninona izy... apetraka tsara fotsiny ny regle hoe izao no azo atao sy tsy azo atao. Ra mandika an'zay dia rava wazy ny tsena... dia zay ee, a la longue lasa mifampatoky sy mifankatia antsitrapo wazy...
ny tena ratsy dia ny ray mihevitra serieux be dia ny ray manal\'azy ka zay voa eo dia hidiran\'ny rivotra!mety tsy maharitra ela raha vao tsy mitovy ny tadin-dokanga/tanjona... fa ngambany mbola samy tsy mahafantra ny tena tanjony izy 2...
za koa mahita an\'io hoe marina raha mbola vao fotoana fohy no niarahana, fa raha mba fotoana lavalava mantsy mba azo eritreretina ho realistic ihany!matoa maharitra ela ny fiarahana dia na tena misy circonstance goavana be mahatonga an'zay (ohatra hoe force na hoe sous menace na hoe par interet...)
na izy misy fitiavana ihany fa mbola tsy tsapany fotsiny... ilay sipa anie afaka niala a tout moment e. Fa tsy niala izy, satria nisy antony tao. Mety bedabe ny antony, fa ra tena tsy tiany le bandy tsy maintsy niala foana izy ary tsy hiandry ho 3 taona izany...
Raha tsy hoe tsisy nikoty mintsy nga le sipa dia ie, tsy mifaka ah fa sinon mila ampiana kely ngambany izy hahita hoe tiany ihany le bandy...
asaivo mi-s'interesser @ sipa namany, le bandy ohatra... ra vao mitady ho zalozy na hoe protectrice be dia tia izy zay. Raha mamerimberina hoe "mahafaly ahy rehefa nahita sipa mety ho tia azy izy" dia tia koa izay... raha tsy mirara mandritra ny elabe, genre 2 volana, izay vao tena tsy tia. Fa @ zay fotoana izay kosa anefa dia siora fa efa poinsa an'le bandy le sipa 1 namany... dia samy mahazo izay iriany izany ee: win-win :)
;-)
25. tess
(
16/07/2009 20:33)
ny tiako tenenina dia hoe rehefa tsy mi-investir serieusement @ ilay fiarahana (relation) enao dia mande wazy le izy. Tsy misy zalozy izany. Tsy misy bezizo sy bekonetaka izany. Tsy misy miatsara-velatsihy izany. Tsy misy mandainga (be loatra) izany. Tsy misy midongy tambitamby sy hoe tsy maintsy antsoina izany... bedabe ee.
io no tena milay! :P
na izy misy fitiavana ihany fa mbola tsy tsapany fotsiny... ilay sipa anie afaka niala a tout moment e
fa angah mou efa nisy resaka fiarahana ihany lay izy????
26. Mirananirina
(
17/07/2009 08:22)
sur ve ianao fa tsy manana sipa hafa io vhv namanao io.
raha tsy izay manko,tsy hitako izay tsy hitiavany an'ilay bandy;fa misy olona hafa maha amoureuse azy kosa angamba any ho any.
raha tsy izay manko,tsy hitako izay tsy hitiavany an'ilay bandy;fa misy olona hafa maha amoureuse azy kosa angamba any ho any.
27. ravonjison
(
17/07/2009 08:42)
Voalazan\' i Simplex:
\" na izy misy fitiavana ihany fa mbola tsy tsapany fotsiny... ilay sipa anie afaka niala a tout moment e. Fa tsy niala izy, satria nisy antony tao. Mety bedabe ny antony, fa ra tena tsy tiany le bandy tsy maintsy niala foana izy ary tsy hiandry ho 3 taona izany...
Raha tsy hoe tsisy nikoty mintsy nga le sipa dia ie, tsy mifaka ah fa sinon mila ampiana kely ngambany izy hahita hoe tiany ihany le bandy...\"
Marina daholo ireo voalazanao etsy ambony ary d \' accord aho @ ireo torohevitra.
Misy hevitra kely hampiako fotsiny mikasika an\'io lahatsorata nofidiko io.
Izaho mieritreritra fa tsy te hiaraka @ ilay bandy ilay sipa. Telo taona ireo nifankalala, ampy tsara izany raha resaka fitiavana sy fifidianana olon-tiana, noho izany tsy resaka \" amoureuse na tsy amoureuse\" intsony izao no olana. Izao mino fa fantatr\'ilay sipa tsara ilay bandy, ilay sipa anefa tsy te-hiaraka aminy fa te-hinamana aminy fotsiny. Manana ny antony izy matoa manao izany ( izay mbola tsy lazainy t@ ilay bandy). Ny olona mantsy ( indrindra ny vehivavy) dia manavaka tsara izay tiany ho namana sy izay tiany ho sipa sy vady.
@ ilay sipa, tsara ho namana ilay bandy io , fa kosa tsy tsara ho sipa na ho vady any aorina. Antony : ilay sipa ihany no mahalala izany ( bandy hafa mihitsy no tadiaviny ).
Izay no mahatonga ahy milaza hoe: ADABOY ANY FA MANDANY ANDRO.
Raha hanontany azy mantsy ilay bandy hoe : maninona ianao no tsy mety amoureuse amiko na tsy te hiaraka amiko ? Ny valiny dia mety hoe ( raha hilaza izy ) : - tsy tsara tarehy ianao , na tsy manintona ahy ianao, na tsy manankarena ianao sy ny Ray aman-dReninao ka tsy ahavelona ahy ianao !!!, na tsy mitovy fandanian\' andro isika ..sns...
Ka sao ary dia harary fo @ izany eo fotsiny ilay bandy. Aleo miala mangina.
28. tess
(
17/07/2009 12:21)
raha tsy izay manko,tsy hitako izay tsy hitiavany an'ilay bandy;fa misy olona hafa maha amoureuse azy kosa angamba any ho any.
tsy voatery tsy ùmaintsy ho tian'i sipa ilay bandy na manao anzao sy izao aza ka! refa tsy any mitsy ny fitiavana ilay olona, ny tiko lazaina hoe refa tsy amoureuse mihintsy izy na hi seduire toy inona aza lay bandy tsy tafa io
29. Papoose
(
17/07/2009 15:42)
tsy voatery tsy ùmaintsy ho tian'i sipa ilay bandy na manao anzao sy izao aza ka! refa tsy any mitsy ny fitiavana ilay olona, ny tiko lazaina hoe refa tsy amoureuse mihintsy izy na hi seduire toy inona aza lay bandy tsy tafa io
ekeko mints mints
30. simplex
(
17/07/2009 16:48)
tsarabe ilay mitia rehefa mifamaly... fa ra vao tsy izay dia tena sarotra be mintsiny.
Ilay bandy koa anefa tsy hahavita ny hoe tonga dia hisaraka tsotra izao @ ilay sipa efa noreveny hatry ny ela...
Tsisy zavatra azo atao firy izany fa dia samy miandry ny rariny ee... na le sipa mitsotra izay tena tiany hatao na izay tena sentimakany, dia izy no misaraka @ ilay bandy... na le bandy mahita sipa hafa mampietanetana ny (l) koa...
ka hoy aho hoe tsy aleo miandry? miandry an'A/tra :roll:
fiainana doly izany :)
31. tess
(
17/07/2009 17:42)
tsarabe ilay mitia rehefa mifamaly... fa ra vao tsy izay dia tena sarotra be mintsiny.
io no tena idealy fa raha tsy izay de ça n'vaut pas le coup.... :-P
Ilay bandy koa anefa tsy hahavita ny hoe tonga dia hisaraka tsotra izao @ ilay sipa efa noreveny hatry ny ela...
ka efa oe lay bandy mbola nahapézy anlay sipa fa lery no miasina izany irery any antsainy any hoe efa miaraka kou, izay no fahazaoako azy 8)
37. simplex
(
19/07/2009 10:05)
tess,
loooooooooooolllll
ary kay tsy azoko tsara le kozy :lol:
hay ve mbola tsy miaraka akory ry zalah ee :roll:
le bandy mintsy no tena fopl ra izany.
3 taona ve ranga tsy zaka ihany tsssssssssssssss koa ra tsy Ross Geller izy ity koa :^)
asaivo mitady sipa hafa lery fa tssssssssssssssss fandaniana fotoana be loatra izany...
sady hatr@ oviana koa no tonga dia miresaka mariazy zany refa mampiresaka eee. Ra tsy hoe sipa mitady vady anga ka tsy mifaka ah... le sipa aza efa 3 taona tsy mirara koa in ndray.
:) d ampy
38. tess
(
19/07/2009 20:48)
simplex:

ka zay nge no mahagaga ahy am lay kozinao e! hihihihi
zaroe mbola tsy miaraka fa mbola mikoty foana izy hatramzao eny na depuis 3 ans aza zay no nikotiny anlay sipa hihihi
39. Papoose
(
20/07/2009 00:31)
BBD afaka mampianatra inona anao zaho hoy i ni81??? tena tsy arako tampoka!!!
ni81, ahon njay zany kle :^)
ni81, ahon njay zany kle :^)
40. ni81
(
20/07/2009 05:53)
BBD afaka mampianatra inona anao zaho hoy i ni81??? tena tsy arako tampoka!!!ivereno jerena ilay resaka anankiray ry papoo a! :lol: :lol: :lol:
ni81, ahon njay zany kle