maninona moa raha tonga dia tsorina ny resaka
1. vitamatavy
(
12/07/2009 04:53)
HITA BE MIHITSY FA MATAHOTRA AN'I RA8 NY HAT SY NY TGV NOHO IREO RATSY VITANY DIA HIEZAHANA SAKANA MAFY MIHITSY ,IZAO KA DIA HOE AAHAFOHEZINA HONO NY TRANSITION ARY HO ATAO ALOHA NY ELECTION,MANAO MARCHE ARRIERE SAHADY,IZAY LE HOE BIBY MITOURNE
SADY TSY HISY HANAIKY AN'IZANY ELECTION KARAKARAIN'NY MPANAO COUP ETAT IZANY MIHITSY NY COMMUNAUTE INTERNATIONALA SY GASY SASANY MARO ANISA
SADY TSY HISY HANAIKY AN'IZANY ELECTION KARAKARAIN'NY MPANAO COUP ETAT IZANY MIHITSY NY COMMUNAUTE INTERNATIONALA SY GASY SASANY MARO ANISA
novalian'i ndotofetsy ny 12/07/2009 18:17
2. xxx
(
12/07/2009 08:05)
Tena matahotra ka tokony hifona sady miala haingana dieny tsy miantra aminy ny sazy sady manala baraka eran'izao tontolo izao ty hataony ,hasaivo mifona amin'i ra8 any io dia mangataka exil @ilay pays nanakarama azy,jereo le madagascar fa vao maika mandohalika be @ny hanAovany azy,ny vahoaka mitondra faisana nataony fitaovana hiakarana eo amin'ny fitondrana fahanany lainga sy fitaka ,mba matahotra an'ANDRIAMANITRA VE NY RAY SY RENIN'io TGV manala azy eo!!!
3. bozyboleta
(
12/07/2009 12:24)
Efa ela le tgv no nitady lalan-kivoahana fa tsy nety tafa. Tsy avelan'ny akolita hitsoaka moramora eo koa fa efa niara-nisotro ny aleoko maty dia tsy maintsy miaritra e!
Izy rahateo moa mihevitra ny Malagasy ho vendrana ôtrazy ka mora manadinodino dia môro dia anaovany izao tantara mampatory mitsangana rehetra izao.
Efa maro izay tetika natao hakana ny fon'ny rehetra izay fa tsy nahovoka ka dia izao miverina @ teniny ihany dia hanambitamby @ fifidianana.
Hatr@ SEFAFI an'i ramadalena maholimihaso efa nampitenenina hoe tsy mety ny hanaovana fifidianana @ ity taona ity, ny governemanta foza efa nirediredy t@ io koa, ny akama ao @ faty efa nampanaovina tsianjery tsirairay hoe tsisy fifidianana @ ity taona ity sns...
Raha sahy aleo averina daholo ireny vavabe natao ireny hiaraha-mihaino sy mahita indray.

4. ndotofetsy
(
12/07/2009 18:17)
hifona ahoana nefa i ra8 aza nifona najedak i ry zalahy ihany
ny malagasy toa tsy mahay izany mamela heloka izany raha ara politika ko
ny malagasy toa tsy mahay izany mamela heloka izany raha ara politika ko