MANANDAFY
1. ndaty
(
10/07/2009 20:58)
manandafy nasaina??? no problematique, satria:
- Manandafy nationalité frantsay
- zanak'i Manandafy natioanalité frantsay sy mipetraka ary miasa ao France
Une seule question:
FA NAHOANA NO MANANDAFY FA TSY RAVALOMANANA NO NASAINA?????
Qui vivra verra.....

novalian'i tsimatimanota ny 14/07/2009 15:52
3. dadabe
(
11/07/2009 02:37)
aleo hivalona any izany esaak MANANDAFY izany e..
problematika: inona no tokony atao mba hampandrosoana haingana an'i gasikara ?
problematika: inona no tokony atao mba hampandrosoana haingana an'i gasikara ?
4. xxx
(
11/07/2009 06:29)
1 - Miala ny HAT
2 - Miverina eo amin'ny fitondrana ny ara-dalàna (Ravalomanana)
2 - Miverina eo amin'ny fitondrana ny ara-dalàna (Ravalomanana)
5. ratavao
(
11/07/2009 06:43)
Ny tena vahaolana de ny tsy fiverenan'ny Ravalomanana intsony eto Madagasikara na iza ho faly na iza ho tezitra.
6. wiwui
(
11/07/2009 07:47)
-MIALA NY HAT
-MIVERINA RAVALOMANANA
-MIVERINA NY ARA-DALANA
ry tavao ah!manaika lisany tsara,tsy manaiky lisany akapoy am vato ny loha!
-MIVERINA RAVALOMANANA
-MIVERINA NY ARA-DALANA
ry tavao ah!manaika lisany tsara,tsy manaiky lisany akapoy am vato ny loha!
8. locl
(
11/07/2009 11:59)
Tsy mbola mahatsapa ve nareo ry Ndaty fa efa manomboka manatsipy baolina ny Frantsay eto.
9. fijo
(
11/07/2009 20:12)
efa izay mihintsy no ataon'ny frantsay izao.efa asehony fa tsy mila an'i andry izy
10. ndotofetsy
(
12/07/2009 18:30)
ary inona anefa no irarahan ny frantsay ze eo eee zavatra goaika antitra @ fitadiavana marché reo fa tsy de misy iraharahiny ze madagasikara akory
12. benkintana
(
14/07/2009 09:55)
Tsy madagasikara no tsy raharahiny fa i andry ,ary izay no mahasondriana azy @ izay ho lasa président eo sy ny mandroso ny akamany ho eo ,zay ahasoany tombotsoa ihany no ady eo!! stratégies daholo io ,zany ry zalahy no politika ao
13. nalison
(
14/07/2009 14:59)
aza miteny ianao fa ny anaranao ary dia efa ahafantarana anao fa ny hat nareo dia feno hevitra fankalana merina fa rajoelina no adala miaraka amin'ireo
inona no antony tsy azoan'i ra8 mody eto madagasikara ?
raha hendry i rondefo any tulear no ataony ny biraony fa tsy eto tananarivo
raha hendry i laniriko ny flm tulear no tokony atao izay hampandroso azy fa tsy mibodo fananan'ny merina lazaina fa fetsy ratsy .
ny ahy dia tsotra alana ra8 satria tsy afaka nanjaka ny GENA rehetra mpanao lalao maloto teto madagasikara .