Ao amin'ny D. Politika

1. Bazily ( 09/07/2009 05:13)
:-D :-D :-D :-D :-D Misy andy efa hivika ao =)) =)) =)) Tena tsy ilery @ mahalery azy intsony no ao fa tena efa kofa tratran'ny déviation =)) ^:^ ^:^
Ilazao ihany zahay rehefa handeha lavidavitra e!
novalian'i endrika01 ny 12/07/2009 15:53
2. tess ( 09/07/2009 05:31)
:^)
3. nathie86 ( 09/07/2009 11:11)
déviation in aloha eh??? :)
4. endrika01 ( 10/07/2009 08:55)
Tsy zakanlery ve ny onjany,sa tsy hainy tsotry ny mitondra ny volant.:P
5. ndotofetsy ( 10/07/2009 10:02)
iza ianareo no nanome môly an i lery io fa mandroroa mihintsy nedala

:-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. Bazily ( 11/07/2009 06:58)
Misy ny sasany @ le lohahevitra apetraka misy mpandray anjara efa ho 5 na 6 lery daholo ihany ireo fa ps maromaro fotsiny. =)) =)) =)) Efa tena tsy tantin'lery tsony le politika e! Lasa iny raha tsisy mpamerina klé! :-D :-D :-D
déviation in aloha eh???
Mety efa tsy déviation tsony io azon'lery io fa efa tena croisement mihitsy, diso sampanana, nanantena ny ho tonga haingana k'hay vao maika lasa lavitra :-D :-D :-D
7. endrika01 ( 12/07/2009 15:53)
Ka inn no tsara? lasa aloha sa tara loatra sa le somary maka miadana ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4214