asaivo miasa i andrywui fa lasa adala eto @ serasera sisa

1. vitamatavy ( 08/07/2009 21:17)
tsy misy preocupation lery dia eto sisa no mihoagaoga ohatran'ireny adala afaka ireny,izay manana vola tokony mba hanao cotisation handefasana an'i andrywui hody fa tsy zakan'intsony le fiainana aty andafy ka dia manopa olona eto sisa no mba ataon'ity ranamana ity,ry gasimilay sy mihitsy moa dia i lery ihany ireo akoatran' le efa fantatsika eto,mba mitady reconnaissance @ intsika eto lery nefa moa tsy misy miraharaha dia io hadalana io sisa no hisarihana ny olona hieno azy :-D :-D :-D
répondu par benkintana le 10/07/2009 08:11
2. xxx ( 08/07/2009 21:31)
tsara alefa mihitsy léry fa eto sisa izy no mamorina sy milaza zao fozaorana rehetra zao!
3. xxx ( 09/07/2009 03:11)
efa marary saina iny bandy iny ,enjehany daholo ny olona eto indrindra fa pro tim sy rahery,angamba kosa mpanao afera maloto tany dago tany dia nofahaizin'i ra8 ny zavatra fanaony dia eto sisa no manala vokona ny olona,eto sisa no mba miexiste lery :-D :-D :-D
ndana miasa ry Adalawui,sy vazymbalou dia mitana sex shop ihany fa tsy misy preocupation no mahatonga an elahy midelire irery eto io ....any elahy utile
4. ouiandry ( 09/07/2009 04:34)
xxx:

... dia mitana sex shop ihany fa tsy misy preocupation no mahatonga an elahy midelire irery eto io ....any elahy utile

ka tao @ sex shop anie no natratraranay an'i kala noue d io vitamatavy io izy izao satria niantsena tao fa efa maina be d tsy mahasarika andrams ntsony d io izy mihogaoga eto io fa io sisa no mba fanalany andro mba manapetsapetsa anazy


=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. xxx ( 09/07/2009 05:05)
ka elahy mihitsy anie lesy no efa misy fahavoazana e ,manenjika olona sy tsy misy atao dia izao no fiafarany natao hiomezana sisa fa efa mitapy
6. Bazily ( 09/07/2009 05:15)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a557c908ddcc
Voandalana io raha handeha lavitra nareo e! =)) =)) =)) =)) =))
7. hery ( 09/07/2009 07:36)
:-)

aleo kosa i leiry mba ho eto e. Sarotra be ny fiainana ka raha sady tsy mandeha eto @ serasera indray dia ho gravy.

Sady tsy ny hendry ihany anie no eto fa mba misy mivika koa e...
8. ouiandry ( 09/07/2009 08:21)
hery:

:-)

aleo kosa i leiry mba ho eto e. Sarotra be ny fiainana ka raha sady tsy mandeha eto @ serasera indray dia ho gravy.

Sady tsy ny hendry ihany anie no eto fa mba misy mivika koa e...

sao d elah lity ry lehery no efa mivika fa tsitanlah tsony ny anaovana ny fianakams andrywui fa arakarakin'ny nanidin'elah an'le vavahady vomaika kobon'i general ny paikan'adyn'elah, d toa tsyta tsony kala noue be konetaka sa efa mandomando satria efa vombotra tsara @ al fa efa nahita lubrifiant tao @ sex shop, efa natoroko anazy tsara alou ny tena tsara d nisotsotra be i kala d niteny fa vitamatavy ono ka tsy bekonetanka tsony!


9. benkintana ( 10/07/2009 08:11)
Mbôla mitana kosa lesy le bôfin'elah iny andrywui klé,azoko tsara2 alina zay fa nitsovaka ha ha ha, lazao izy @ fotoana mahazatra hono hoe ha ha ha,tsisy tsiny ,ok
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1566