fantaro aloha ny dikan'ny atao hoe FITIAVANA

21. tess ( 09/07/2009 10:47)
lasa adala raha manao théorie beuh

sady kou raha tsy lesona b ianarana izy ity kou theorie :-D
22. nathie86 ( 09/07/2009 10:58)
tess:

sady kou raha tsy lesona b ianarana izy ity kou theorie :-D


Histoire d'amour kosa ngamba no tiany resahina
:lol:
23. rakapy ( 09/07/2009 13:36)
Hoy i Zaytinaoo

FITIAVANA NO IHORENAN'NY ZAVATRA REHETRA

Raha ny fihevitro dia ny fahasalamana no fototry ny zavatra rehetra?
Ataonao ahoana moa ny hitia zavatra na olona hafa nefa ianao aza tsy salama?
Hoy i Zaytinao
ny porofo-pitiavana dia ireo rehetra ahafahanao maneho ny fitiavanao olona iray.@ alalan'ny teny moa io matetika

Dia ahoana izany ny moana sy marenina? tsy mba afaka ny ahazo sy hanome fitiavana ve izy ireny?
24. tess ( 09/07/2009 13:49)
Dia ahoana izany ny moana sy marenina? tsy mba afaka ny ahazo sy hanome fitiavana ve izy ireny
:lol: :lol: :lol: baiko moana
Histoire d'amour kosa ngamba no tiany resahina

ka na histoire aza ataoko fa tsy mila theorie, koike hitantara ny histoire après amour :-D
25. Papoose ( 09/07/2009 13:59)
mampitogaigy koa zany le fitiavana e!
26. tess ( 09/07/2009 14:57)
tsy maitsy mitogaigy foana e! hihihi raha mi tourne mal hoy lay hira
27. simplex ( 09/07/2009 15:47)

inona ny dikan'ny hoe fitiavan'alika? :)
28. Papoose ( 09/07/2009 17:53)
aiza kosa moa no tsy hiforona h@ ny tariky ry RAMORA FAVORI!!!! :-D
29. ndotofetsy ( 09/07/2009 18:10)
fitiavan inona aloha no tena tadiavinareo fa otran ny manontany koa ianareo hoe inona no voalohany ny atody sa ny akoho tssssss :-D :-D :-D :-D :-D :-D
30. tess ( 09/07/2009 18:53)
:^)
31. Papoose ( 09/07/2009 19:37)
fitiavam-b.....
32. ari.malala ( 10/07/2009 06:15)
V sa F?
33. endrika01 ( 10/07/2009 06:27)
ndotofetsy:

fitiavan inona aloha no tena tadiavinareo fa otran ny manontany koa ianareo hoe inona no voalohany ny atody sa ny akoho tssssss :-D :-D :-D :-D :-D :-D



Mety hoe fitiavana aminy akapobeny angamba,nefa toa misy resaka fivavahana.Tokony hanazava bebe kokoa lay nametraka dinika kouuu. Hoe Amour sa amour,amour :P
34. nathie86 ( 10/07/2009 08:50)
ari.malala:

V sa F?


tsy hs v
:P
35. reve ( 10/07/2009 11:07)
rehefa fitiavana de fitiavana e! mampitogaigy tokoa io an! hihihihihi!!!!!!
Fa amiko ny fototry ny Fitiavana dia Andriamanitra fa zany hoe ny olombelona no malalaka mampiasa azy @ zay tiany na ho amin'inona na amin'inona! ary mampiseho izany @ fomba rehetra izay tiany!
ny sasany zao ohatra: fitiavan'alika no resahany, ny sasany VsaF ny sasany VIH, ny sasany tsy haiko tsony e! hi ! hi! hi! hi!
samy manao ze reveny io e! ;-) :-P :^)
36. ikaretsaka ( 10/07/2009 11:38)
Efa hoe on ne raconte pas l'amour..on fait l'amour
37. Papoose ( 10/07/2009 13:09)
VHF eeee dia avy eo TDM =))
38. zaytinao ( 11/07/2009 06:38)
Raha ny fihevitro dia ny fahasalamana no fototry ny zavatra rehetra?
Ataonao ahoana moa ny hitia zavatra na olona hafa nefa ianao aza tsy salama?
Hoy i Zaytinao

Dia ahoana izany ny moana sy marenina? tDia ahoana izany ny moana sy marenina? tsy mba afaka ny ahazo sy hanome fitiavana ve izy ireny?

Ekena izany, fa ny fitiavana aloha, raha anao zavatra ianao ka tsy misy fitiavana dia tsy tafa miitsy, diniho anie ny zavtra rehefa forcena dia masosotra e!!!!!
ex: irahana

Ny marenina anie afaka miresaka @ tanana e!!!!!!!
39. rakapy ( 11/07/2009 10:52)
Zaytinao> Misy olona iray izao manam-pitiavana sy feno fitiavana te handeha ho any ampiangonana ne izy tsy salama, tsy afaka mihetsika eo am-pandriana, ny namany ao an-trano dia zaza madinika.
Na eo aza ny fitiavana dia tsy ho afaka izy.
Ka iza no aloha ny fitiavana sa ny fahasalamana?
Amiko dia sarotra be ny hitia raha tsy salama. Ary ny mitia dia mariky ny fahasalamana.
40. Veloo ( 16/07/2009 17:00)
misy karazany 4 ny fitiavana, fantatrareo ve? Izay mahalala hamabarao ...
rehefa fantatra ny dikany tsirairay avy dia afaka miteny fitiavana ahona re ny itavako an'ity olona ity????/

hihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.236