TSARA NY HAT

1. pimaso ( 08/07/2009 13:35)
TSARA NY HAT SATRIA
1-NIDINA BE NY VIDIN'NY SOLIKA
2-NAHAZO ASA DAHOLO NY MALAGASY REHETRA H@ ANY ANKIBO
3-MORA BE DAHOLO NY VIDIN'ENTANA
4-FENO MENAKA 500 AR NY LITATRA , NY VARY ALAINA FOTSINY FA TSY VIDINA
5-MANANA 4*4 DAHOLO NY ISAN TOKANTRANO
6-TSISY 4 MI INTSONY ENY ANDALANA
7-VITA NY HOTEL DE VILLE
8-VITA NY ROVA
9-TSISY FAKO NA RORAKELY FOTSINY AZA ERAN NY TANANA
10-MANDRY IVOHON NY VATO NY VAHOAKA SATRIA TSISY DAHALO, TSISY MPANGALATRA INTSONY
11-MAHAZO PENSION DAHOLO NA NY ANY AMPASANA AZA
12-MITOMBO NY ARINKARENA : 100%
...




DANS NOS REVES


VIVE RA8
novalian'i TsongYong ny 10/07/2009 14:51
2. xxx ( 08/07/2009 13:40)
MBOLA TOHIZAKO IHANY NY MAHATSARA AZY


--TSY MANAO PACTES SATANIKA TOA ANDRAVALO

--TSY MIBODO IRERY NY FIHARIANA (MONOPOLIZE)

--TSY MAKA NY TANIN'OLONA REHETRA IZAY TSARTSARA TOY NY TANY ALAOTRA , AMPEFY , SNS ...

--TSY BE TAIMBAVA SY MIAVONAVON- KEVITRA

--TSY TIA TENA ,SY NY AZY IHANY

--TSY MPANAVAKAVAKA FIHAVIANA KA MISY NY TANIVO SY TANINDRANA MISONGADINA TEO AMIN FITONDRANY

--TSY MIVIDIVIDY FOANA FAHATANY BOEING FORCE 1, 2 NEFA NY FIRENENA SAHIRANA

mbola azo tohizana raha ilaina
3. tsimatimanota ( 08/07/2009 13:53)
20- NY PRESIDENT HAT BAKA DJ + 20
21- NY PM HAT 100% NY VATO AZONY T@ ELECTION 2006
22- NO NATIONALISERNA NY MAGRO, RNM, TVM, JUMBO, ZOOM, CORA, CITIC, SUPREME FA TSY NODORANA
23- AZO T@ FIFIDIANANA 100% NY FAHEFANA
24- MIADANA NY MALAGASY REHETRA FA LASA NATIONALITE FRANCAISE DAHOLO
25- MANGHERY CHOCOLAT DAHOLO
26- NY PPN DAKAN NY ALIAKA, NY VIDINY TSY MIHOATRA NY 500 AR NY LITATRA NA KILAO
27- PARADIS FISCAL
28- PARADIS TERRORISME
29- PARADIS SEXUEL
30- PARADIS OPINION PUBLIC
31- PARADIS DEMOCRATIQUE
32-PARADIS...




TAPITRA

HO AVY RA8
4. terrywui ( 08/07/2009 13:57)
MBOLA TOHIZAKO IHANY NY MAHATSARA AZY


--TSY MANAO PACTES SATANIKA TOA ANDRAVALO

--TSY MIBODO IRERY NY FIHARIANA (MONOPOLIZE)

--TSY MAKA NY TANIN'OLONA REHETRA IZAY TSARTSARA TOY NY TANY ALAOTRA , AMPEFY , SNS ...

--TSY BE TAIMBAVA SY MIAVONAVON- KEVITRA

--TSY TIA TENA ,SY NY AZY IHANY

--TSY MPANAVAKAVAKA FIHAVIANA KA MISY NY TANIVO SY TANINDRANA MISONGADINA TEO AMIN FITONDRANY

--TSY MIVIDIVIDY FOANA FAHATANY BOEING FORCE 1, 2 NEFA NY FIRENENA SAHIRANA

5. locl ( 08/07/2009 14:08)
TSY MAHITA LAZAINA INDRAY LE TGV DIA MITANISA IZAO REHETRA IZAO, marina ny an'i toi ry pimaso a! Fa raha nety ny tao dia nahao OUI tany @ UE, fa matoa NON dia hitan'i UE fa i dada no nanao ny mety rehetra.

f'angaha izy naka ny tany vohidiala, nanome asa betsaka ho an'olona anie iny e!F'angaha izy nanao hoatranareo tonga dia midaroka sy maka. Fampandrosoana ho an'ny rehetra no tanjona tamin'ireny, ary voaporofo fa nadroso ny fiainan'olona. Fa izao kosa dia fahoriana no ho zakaina ary mbola ho mafimafy kokoa raha ny fahazoako azy.

Sa ahoana ry terrywi a! nivadika anarana indray an
6. Onjakeli ( 08/07/2009 14:22)
Milay ny HAT fa:
Nosotandry zareo am anarany avokoa ny fiaram-panjakana rehetra, izay tsy reveny dia nodorany.
-milay fa nifaninanana naka ilay fiara marika iris nafan'i Ravalo saika hiatrehana ny UA ka na ry Ralibera mpanao gazetin'ny Antsiva aza mba nahazo ary efa voafindrany tamin'ny anarany.
De miady koa izao le mpanao gazety voavidi-mbola mikosoka HAT fa tsy maintsy mahazo. de mifanao tai-mbava sy miady an-trano ao ambohitsorohitra ao amin'izao
-De milay koa ny HAT fa voky ny Vaovao Benjamin, *ry Pierre Holder, ry Vadin'ny Pety fa tsy manao na inona na inona nefa karamaina 40 miliona par mois.
-Milzy ny HAt fa mahavita manome vola ho a'ny miramila de manao izay tiany aveo ry miaramila
tsssssssssssssssssssssssss
7. DODABE ( 08/07/2009 15:22)
RAHA TENA MILAY NY HAT DIA:
- ASAIVO MANKATO AZY DAHOLO NY MPAMATSY VOLA REHETRA
- FOANO NY OL EO @ MAGRO
- TSY MANDADILADY ETSY SY ERO
- ARY AZA MIADY AN-TRANO MANALABARAKA FA ITAN'NY OL DAHOLO NY HAVENDRANANA
- D AKOMBONY NY VAVA REHEFA TSY MAHAY POLITIK FA AZA MANAMPY NY HAVENDRANAN'NY TGV SY HAT MIANANKAVY. ZAY
8. terrywui ( 08/07/2009 16:03)
--TSY MANAO PACTES SATANIKA TOA ANDRAVALO

--TSY MIBODO IRERY NY FIHARIANA (MONOPOLIZE)

--TSY MAKA NY TANIN'OLONA REHETRA IZAY TSARTSARA TOY NY TANY ALAOTRA , AMPEFY , SNS ...

--TSY BE TAIMBAVA SY MIAVONAVON- KEVITRA

--TSY TIA TENA ,SY NY AZY IHANY

--TSY MPANAVAKAVAKA FIHAVIANA KA MISY NY TANIVO SY TANINDRANA MISONGADINA TEO AMIN FITONDRANY

--TSY MIVIDIVIDY FOANA FAHATANY BOEING FORCE 1, 2 NEFA NY FIRENENA SAHIRANA
9. zaytinao ( 08/07/2009 20:17)
hi!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
aleo hiomezana fotsiny fa mbola ho avy ny anjaran'ireo!! :-D 8-) :�) :lol: :lol: :lol: 8)






vive RAVALOMANANA. (l) :} :-* :D :)
10. fijo ( 08/07/2009 21:07)
vao firy volan ave dia petsa sahady le satroka le???tsssssssssssss
11. tsimatimanota ( 09/07/2009 19:19)
BRUXELLES = ZERO
SAOUDIEN = NULLE
12. TsongYong ( 10/07/2009 14:51)
Tsara ve ny mahita ny Malagasy mifotetaka @ tany, tsara ve ny mahita ny olona tsy miasa? enjoy yr HAT
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0577