manantena ny tsy misy any amin'ny UE indray ny gasy

1. narivony ( 07/07/2009 05:51)
Ny hanina ho hanin'ny UE aza efa mila tsy ho hita rehefa kelikely amin'ity crise be aty Europe koa 360 M no handrasana eo. Ny manantena no sarotra fa ny mamoy mora foana. Ny aty UE ny deficit public miakatra, ny inflation miakatra, ny chomage miakatra, ny olona miha pauvre andro aman'alina. Tamin'ity taona 2009 ity dia betsaka ny européen no tsy afaka manao vacances intsony satria tsy misy vola sy tsy misy asa . Ny fahantran'ny vazaha aza ity tsy hitany izay anaovany azy koa hanampy anao izy. Aza mba manana toe tsaina gasy ihany hoa : mamotika ny kely mba ananana fotsiny fa tsy mahay manamboatra, faly mangalatra sy manabotry ny mpiray tanindrazana aminy, mahery an-tanana, miady an-trano, kame be tenda, be fialonana, malaina ny hamorona harena fa miandry mana avy any an-danitra, mifanavakavaka, matikambo iray minitra, sy ny sisa tsy voatanisa,
novalian'i reeves ny 07/07/2009 13:12
2. Mirananirina ( 07/07/2009 06:47)
misy fahamarinana ihany ny teninao ry narivony,saingy io tsy afaka amitsika e.
Ka misy laniana sy atao be trosa i Gasikara vao mipetraka ny TGV.
3. Noue ( 07/07/2009 07:15)
lazao an'ny FAT(Y) zany eee ! nanantena ny tsy nisy no sampona oa !! noheverin'ny FAT(Y) fa donto nga ny UE ?? :^) :^) :^)
4. Mirananirina ( 07/07/2009 07:41)
aiza indray re izy izao no hangataka e.
5. naritsimba ( 07/07/2009 08:41)
narivony> hay ve mitrosa nareo any vao manao vacance e, zay aty nefa zao mandeha manao vacance ary tsy mitrosa zany, hay ve mba mety mahantra ny vazaha eh, ataoko fa paradisa an-tany miihtsy 'ty la frantsa sy eropeana 'ty, aiza moa no tsy hahantra ka ilaozana manenjika atsy sy aroa , raha i dada(rabe osy) ange no teo dia tsy nitrosa i Madagaskara e, ataoko fa manana asa daholo ny olona any ivelany any fa aty gasikara no tsy misy asa, ny tena kamo hiasa izao dia ny zanaky dada, ilaozana mivorivory fotsiny dia manantena an'i dada hanome eo. Ary ataoko fa aty ihany koa no miakatra ny vidim-piainana, aleo ho hitantsika eo, izany hoe tsy tafta ny malagasy, hafa ny toe-tsaina t@ andron'ny dada (rabe osy) izay nitrosa dia nameoana ny paosinareo mianakavy, fa amin'izao na misy vola avy any ivelany na tsy misy mandeha foana ny fiainan'ny gasy ankehitriny.
6. xxx ( 07/07/2009 08:46)
naritsimba:

narivony> hay ve mitrosa nareo any vao manao vacance e,


Aiza no misy soratra an'izany lazain'i narivony !!!



7. xxx ( 07/07/2009 08:47)
ka ianao misolelaka ny any TGV ka tsy handeha ve ny fiainanao! mazava hoazy! mazotoa minono naritsimba a!! :-D :-D :-D :-D
8. Noue ( 07/07/2009 08:48)
namorona indray naritsimba t@ io :-D :-D :-D :-D :-D
9. reeves ( 07/07/2009 13:12)
Tsy haiko hoe inona ny orinasa hiasan`i Naritsimba , fa ny societe rehetra izao na Pro-TGV na pro-TIM dia efa mikorosy fahana daholo eto Dago ary ny mpiasa ( na privé na public ) dia efa samy manahy be ihany hoe rahoviana no hikatona dia ahoana no hamelomana ny fianakaviana ? Ny eo am`Magro matoa izy eo dia azo inoana fa efa very asa mialoha ry zareo ( porofon`izany ireo Orinasa nodorana sy norobainareo tam` black Monday) . Fa mbola ho maro be ny ho avy hanatevin-daharana an`ireo atsy ho atsy fa aza taitra enao ary manahy aho fa amin`izay dia ho bebe kokoa ny faty olona mety mbola hipoaka eto araka ilay tenin`i Maihol omaly raha toa ka tsy azon`ny HAT TSARA NY DIKAN`NY HOE TRANSITION CONSENSUELLE ET INCLUSIVE !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0584