Maninona raha...

1. xxx ( 06/07/2009 16:42)
Efa tsy mahita vaha-olana ihany ny TIM, ka maninona raha mananika lapa amin'izay. Dia ho hita eo izay be sandry fa milona loatra lé izy. Na rehefa tsy sahy ianareo satria kanosa (efa mahazatra io fahakanosana io) dia mba mahaiza mionona amin'izay e!

Ka raiso ny andraikitrareo. Misy fotoana daholy ny zava-drehetra. Ity resaka ambony latabatra ity toa tsy hamokatra fa samy miziriziry amin'ny heviny mantsy.
novalian'i xxx ny 06/07/2009 21:35
2. Noue ( 06/07/2009 19:31)
Ka raiso ny andraikitrareo
Misy fotoana daholy ny zava-drehetra.
3. xxx ( 06/07/2009 20:15)
Nga lé be sandry no mahazatra anareo?lé aty mantsy ny saina no miasa dé tsy miasa loatra ny vatana
4. Noue ( 06/07/2009 20:54)
ny mahazatra ny FAY(Y) oui !! :^) :^) :^)
5. xxx ( 06/07/2009 21:35)
:)
lé aty mantsy ny saina no miasa dé tsy miasa loatra ny vatana


Hita sy azo tsapain-tanana tokoa aloha ankehitriny ny halalin'izany sainareo zany e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.051