tena nopotehina ny fireneko

1. xxx ( 06/07/2009 15:56)
noho ny fihalonana olona iray d ny tombontsoa-pirenena no nopotehina sy narodana tanteraka, haraho hatr@ farany ty video ty!
http://www.youtube.com/watch?v=-SIh69kvsVA&feature=related
novalian'i fijo ny 08/07/2009 22:00
2. locl ( 06/07/2009 16:11)
Ka dia ho avela hopitehina ao ary ve ireto vahoaka sa inona no tokony hataontsika
3. xxx ( 06/07/2009 16:36)
Maninona raha mananika lapa amin'izay fa milona ilay izy.
4. Noue ( 06/07/2009 19:34)
Enganie ka mba ho hitan'ireo FAT(Y) io vidéo io !! :^) :^) :^)
5. ndotofetsy ( 06/07/2009 20:42)
efa hitandry zalahy io ka izay no nakany kitana ny fitondrana fa tapaka ry lerony. Aleo hohaniny ao daholo fa misy ho fatin ny tendany ao i ra8 koa atsy efa maty noana

=)) =)) =)) =)) =))
6. Noue ( 06/07/2009 20:57)
tena mampalahelo be kosa aloha fa zay mba vita rehetra hampandroso an'M/car dia zao rava zao eee!! :^) :^) :^)
7. diloo ( 06/07/2009 21:44)
Sali jiaby
Niheno hatr@'ny farany aho.
Die ahoana izao ny mikasika ireo 120000 salariés ireo?
Ho tonga ihany ve ireo 311000 touristes/an izay mpampiditra devises?
Ho raikitra ihany ve ny fibres optika pour atteindre l'objectif des millions d'internautes malagasy ary koa hanampidinana ny saran'ny tarobia manerana ny Nosy?
Ho tohizina ihany ve ny fanamborana ny centrale électrique en projet?
Aleo angamba ajanona eto ny lisitra.
Dia ahoana ny fifandraisana `ny AGOA? Sa efa firenena mantanjaka isika koa tsy mila manao fifanakalozana ekonomika an'ivelany.

Resakaresaka fa dia miandry ny zavabitan'ny HAT aho mba manao présentation mitovy @'ny nataon'ny EDBM : mba manao fampitahana sao mba misy fanantenana ihany hoa'ny vahoaka sy ny firenentsika.
Sa ahoana
:wink: :)
8. xxx ( 06/07/2009 22:25)
marina zany é, ny zavatra natao rehetra tokoa sy ny mbola hatao d potika sy very t@ tsy hamperitreretana
9. naritsimba ( 07/07/2009 09:07)
Anatra ho an'ny mpitondra fanjakana io, fa toy ny indray mi-pimaso no hanjavonan'io harena be io rehefa mihevi-tena ho Andriamanitra ianao, ka manao tsinontsinona ny madinika. TAdidio tompoko fa ny azo @ makarakara dia mivoaka @ kiloadoaka.
10. fijo ( 08/07/2009 22:00)
be loatra ny fialonana ao mada ka sarotra ny hampandrosoana azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0072