RSS

1. xxx ( 04/07/2009 20:51)
Voalaza tatsy ambany
Mpandefa : ndotofetsy [ Valio ] 04-07-2009 00:29:55
Lohateny : tandremor a hery famikatona daholo ni site anti hat
miova famindra i sobika
maty topmada
ela ra hery zao fantatra fa pro tim nefa tsy tokony hanao politika fa admin
tsy tafiditra eto dago ela fa wainnn be
mety misy bandy manao cagoule tampoka otran ny defilé teny mahamasina
misambotra anela tandremo ihany sady misy mitazana fotsiny nareo eto @ serasera
">
Resaka fitadiavana ireto foana anie no tena olana ho an' ny betsaka @ ireo mpanao politika malagasy ireo é !!
répondu par ndotofetsy le 05/07/2009 16:41
2. ndotofetsy ( 05/07/2009 16:41)
tsy mivoaka le sary fa avereno ary ambany ary eee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.007